Tourism-management ISTE

Tourism-management ISTE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tourism-management ISTE, Home improvement, Ambalapaiso, Fianarantsoa.

TOURNOI FIRAISANKINA mankasitraka antsika rehetra indray androany. Mafinaritra ny hezaka nasehonareo. hiezaka hanao ny t...
08/04/2026

TOURNOI FIRAISANKINA

mankasitraka antsika rehetra indray androany.

Mafinaritra ny hezaka nasehonareo. hiezaka hanao ny tsara kokoa isika amin'ny manaraka.

Tourism-Management ; United for succès. 💪💪



05/04/2026

“Pot de contact Tourism-Management

Mbola misokatra ny fandraisana vola ho antsika rehetra izay liana amin'ny pot de contact, mandray hatramin’ny 08 avril ny ekipa Tourisme Management.

pot de contact tsy manavaka mention,afaka Tonga ianao na mention hafa aza, na tsy mpianatra ao @ ISTE.

conditions : mandoha vola 20000ar mitovy Tourism-Management ihany ianareo.

📅 Rendez-vous: 10 avril amin'ny KSLMD Andrainjato!

Aza tara!”


TOURNOI FIRAISANKINA mankasitraka antsika rehetra nandray anjara androany. mankasitraka ihany amin'ilay teontsaina sport...
03/04/2026

TOURNOI FIRAISANKINA

mankasitraka antsika rehetra nandray anjara androany.

mankasitraka ihany amin'ilay teontsaina sportif. Satria dia nilamina tsara ny lalao.

Tourism-Management ; United for succès. 💪💪



TOURNOI FIRAISANKINA Tourism Management ISTE. Fisaorana lehibe ho an’ireo mpandray anjara rehetra sy ireo mpanohana tong...
03/04/2026

TOURNOI FIRAISANKINA

Tourism Management ISTE.

Fisaorana lehibe ho an’ireo mpandray anjara rehetra sy ireo mpanohana tonga maro.!

Nampiseho firaisankina, talenta ary fanajana ny fanatanjahantena isika rehetra.

Mbola misy .



02/04/2026
Tapitra soa aman-tsara ny match Tourism Management ISTE (Inter-niveau) androany. Fisaorana lehibe ho an’ireo mpandray an...
02/04/2026

Tapitra soa aman-tsara ny match Tourism Management ISTE (Inter-niveau) androany.

Fisaorana lehibe ho an’ireo mpandray anjara rehetra sy ireo mpanohana tonga maro.!

Nampiseho firaisankina, talenta ary fanajana ny fanatanjahantena isika rehetra.

Mbola misy .

MISS TOURISME MANAGEMENT – ISTE Ireto ary ireo kandidà handray anjara amin’ny Miss Tourisme ISTE.Samy manana ny hatsaran...
01/04/2026

MISS TOURISME MANAGEMENT – ISTE

Ireto ary ireo kandidà handray anjara amin’ny Miss Tourisme ISTE.

Samy manana ny hatsarany, ny talentany ary ny maha izy azy izy ireo .
- Tohano ilay kandidà tianao ho lany!

POT DE CONTACT – TM
Fotoana iray ahafahanao mihaona akaiky amin’ireo kandidà sy mahita ny talentany mivantana.

-Daty : 10 Avril 2026
-Toerana : KSLMD Andrainjato
-Fidirana : 20 000 Ar

Raha tena te hahita sy hanohana azy ireo ianao…
Tongava !Fa mety ho eto no hahitanao surprise tsy ampoizina.

Ho anareo célibataire, aza tara… mety eto no hahitanao ny anjaranao.



TOURNOIS TOURISME  ISTE Misaotra ny ekipa Tourisme Management, niavaka sy niezaka androany!Bravo Tourisme Management! Na...
31/03/2026

TOURNOIS TOURISME ISTE

Misaotra ny ekipa Tourisme Management, niavaka sy niezaka androany!

Bravo Tourisme Management! Naneho herim-po sy firaisankina androany.

Fankasitrahana lehibe ho an’ny ekipa Tourisme Management tamin’ny zava-bita androany!

Tena rehareha ianareo, ekipa Tourisme Management! Misaotra tamin’ny ezaka!

Na fandresena na tsia, nandresy fo ianareo androany!”

POT DE CONTACT  Mention Tourism Management Daty : 10 Avril 2026 Toerana : KSLMD Andrainjato # Paf : 20.000 Ar # Code cou...
29/03/2026

POT DE CONTACT

Mention Tourism Management
Daty : 10 Avril 2026
Toerana : KSLMD Andrainjato
# Paf : 20.000 Ar
# Code couleur : Blanc 🤍 - Bleu 💙

Fampidirana :
Manomboka @ 06 ora hariva
ka hatramin’ny 07:30
_Misy surprise maro samihafa!

👉🏻 Tongava maro, entano ny namana!👈🏻
Ndao hijery ny Tourism mifety !
"United for success"
💙 TM iray avao ❤️

Address

Ambalapaiso
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tourism-management ISTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share