Fa.Na.La

Fa.Na.La 💦Miara-miaingia dia miara-mandroso,
fadiana ny mitsitokotoko💥🌽
Lalangina lapan'ny Fo🤟

04/08/25: Fampiofanana technicien Kajaha (basket compost manioc), Ireo tantsaha mpikambana FaNaLa ato  Alakamisy Ambohim...
04/08/2025

04/08/25:
Fampiofanana technicien Kajaha (basket compost manioc), Ireo tantsaha mpikambana FaNaLa ato Alakamisy Ambohimaha no nisitraka izany:
-technique en quinconce 🌿🌱🌿🌱🌿

-Fanokafana lalao baolina kitra vacance tao @ commune Safata anio 03/08/25 (tournoi karakarainy Association FaNaLa), Nan...
03/08/2025

-Fanokafana lalao baolina kitra vacance tao @ commune Safata anio 03/08/25 (tournoi karakarainy Association FaNaLa), Nanokatra ny lalao androany ny équipe Central # Tambohomandrano,
-Notaterahan'ny FANALA androany ihany koa ny loka surprise izay efa napanatenainy hoe hatolotra ny nahazo ny fandresena t@ tournoi teo aloha.

Fa Na La

Tsy aritray ny tsy hizara ireto rakintsary vitsivitsy azonay nandritra ny fankalazana ny andron'ny vehivavy, 💥👯💃💃🧑‍🎤🧑‍🎓A...
28/03/2025

Tsy aritray ny tsy hizara ireto rakintsary vitsivitsy azonay nandritra ny fankalazana ny andron'ny vehivavy, 💥👯💃💃🧑‍🎤🧑‍🎓
Ato amin'ny district ny Lalangina hatrany isika, fa androany 28/03/2025 ny tao rural sahafata no nankalaza izany.
-Nandray anjara t@fakalazana izany ny Association FaNaLa ,
- Ary nanambara : ciment, sôgrace, loko hanatsarana ny tranony vehivavy ao antoerana.

Eto ihany koa no amerenana ny fiarabana sy firariantsoaa hoan'ny vehivavy rehetra,
Ny fanala dia faly mampahatsiahy fa ny Andro rehetra mandavataona dia "Andron'ny vehivavy hatrany" koa sahia mijoro,
Dia mirarisoa anao sy ny akohonanao ny Fa.Na.LaFa.Na.LaLaFa Na Lamiaingia dia miara-mandroso..."

Ankafaliana sy ampitiavana no nanoloran'ny Fikambanana FaNaLa:    hoan'ny joueur iray ao  rural Safata:   Forêt._Izay na...
26/03/2025

Ankafaliana sy ampitiavana no nanoloran'ny Fikambanana FaNaLa: hoan'ny joueur iray ao rural Safata: Forêt.
_Izay narahana fiaraha misakafo🎊😊
N'y FaNaLa moa dia tsy mitsahatra, fa miezaka hatrany hanatratra ny antompijoroan'ny Fikambanana dia ny:
-Fiarovana ny tontolo iainana
-fampiroborobiana ny fambolena sy ny fiompiana
-fiarovana ny zon'olombelona
-fanomezan-danja ny zon'ny vehivavy
-fanomezana sehatra ny tanora

"Miara_miaingia dia miara_mandroso,
Fadiana ny mitsitokotoko"🎊

Fa Na La

Tsy voandingiana Safata fa tagny no tena niandohana an. Faka tahaka hoan'ny rehetra satria taorian'ny fampiofanana nomen...
03/11/2024

Tsy voandingiana Safata fa tagny no tena niandohana an.
Faka tahaka hoan'ny rehetra satria taorian'ny fampiofanana nomen'ny FaNaLa dia nanapakevitra hatrany hiditra amin'ny fampiharana ny mponina vonona hanatevina ny FaNaLa tao Sahafata. Dia izao efa nahavita PÉPINIÈRES:
café 2kg sy kininina 2kp, ary ananambo 1kg izao.
Nivatsian'ny FaNaLa maimaipoana moa ireo masomboly ireo, Ary Mbola notohanana ara tekinika aram_pidinana ifotony ihany koa tamin'ny fanamboarana ny taninjanakazo.
Lasa izao FaNaLa👏👏👏🌧️

Netsika avy dia asa fa tsy kabary.Raha Iverenana ny tanjon'ny FaNaLa hampiroborobo n'y tontolo ambanivohitra amin'ny aka...
02/11/2024

Netsika avy dia asa fa tsy kabary.
Raha Iverenana ny tanjon'ny FaNaLa hampiroborobo n'y tontolo ambanivohitra amin'ny akabobeny; hoan'ny fanomezantsehatra n'y fambolena sy ny fiompiana, ny Tontolo iainana hoarovana sy hoarenina; Ny Tanora , ny vehivavy, n'y Zon'olombelona hoarovana sy homena sehatra.
Nohoentina nanombohana ny volana Novambra ity ny fidinana ifotony; nanomezana fiofanana maimaipoana ireo Tatsaha.

Voakasika voalohany t@izany ny tao Alatsinainy Ialamarina : Nahazo Fampiofanana fiompiana Trondro.
Téo Ihany koa ny Alakamisy Ambohimaha:
Nisitraka Fampiofanana Famokarana Zanakazo.
Abonnez-vous au page Fa.Na.Laa.
Mbola Maro ny Hifampizarana, tsy misy Miala EO Raha tsy Tratra ny tanjona: Lalangina mandroso sy miaramientana.

Address

Lalangina
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fa.Na.La posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share