L-kelly off

L-kelly off Tsy nisafidy fa nosafidina mba hifampizara ny tokony ho toetsaina hoentina miaina 👵👴👴🥴

06/04/2026

Aona marina mo raha foanana any aloha ity Facebook fa manadala mampisavorivory saimbahoaka 🥴😊
Koto Lilahimahitsoambo
Pejy Ofisialy SAVA RADIO Fm 93 Mhz
Andrian Olivier

Milingilingy 🥴Andrian Olivier
22/01/2026

Milingilingy 🥴
Andrian Olivier

19/12/2025

Ny faniriny vehivavy ho lasa vadiny 👴👵👶🥴

30/11/2025

Fanehona hevitra kely avy aty amiko momba ilay resak'i Emanuel Macron sy Andriamatoa Filohan'ny fanavoaizana Madagasikara Michael Randrianirina 🤞 Mila manampy an'i Filoha isika Malagasy 🇲🇬 raha te hiala amin'ny fanendevozana Frantsay 🇫🇷 fa manao izay hitazomany an'i Madagasikara hatrany i France 🤞
Dylan Siva
Koto Lilahimahitsoambo

Misaotra anareo hatrany e🤝🥀➡️ Amizao faraparan'ny taona izao de hisy lalao azahoana crédit sy vola hoanao mpanaraka ny p...
18/11/2025

Misaotra anareo hatrany e🤝🥀

➡️ Amizao faraparan'ny taona izao de hisy lalao azahoana crédit sy vola hoanao mpanaraka ny pejy 👴👶👵🥴

✔️Lalao efa fanaoko hatrizay mo izy io fa abonné-o aloha ny page de hasao ny namanao hiaraka hilalao sao mba ianao no tsara vitana👍🥴

Ny tsikin'i Evariste mignon kosa lo de tena tsapa hoe tsikin'olo  mpisolelaka e👴👶👵🥴
11/11/2025

Ny tsikin'i Evariste mignon kosa lo de tena tsapa hoe tsikin'olo mpisolelaka e👴👶👵🥴

➡️Mitombo andro aman'alina ny isan'ireo sipakely mivarotena ankolaka sy mahitsy , maro ny groupe ato amin'ny tambajotra ...
08/11/2025

➡️Mitombo andro aman'alina ny isan'ireo sipakely mivarotena ankolaka sy mahitsy , maro ny groupe ato amin'ny tambajotra social no manamarina izany 🤞

➡️Fahantrana ve sa rendrarendra ?

✔️Maro ny vehivavy te hanambady vahiny (vazaha)
✔️Maro no misika amin'ny vadin'olo manak'atao 🤞
✔️Betsaka no tsy mila fitiavana fa vola no ilaina🥴

🎯 sanatria ve ka fakofakombehivavy sisa no hisy eto Madagasikara ?
🎯 sanatria ve ka voabaikon'ny vola sy harena ny fitiavan'ny vehivavy Malagasy ?

✔️Fehiny,hajao ny tenanareo ry ranabavy 🤞
✔️Fantaro fa misy zavatra tsy vitan'ny vola 🤞
✔️Aza manaiky viraviran'ny fahotana fa tanjovy hatrany ny voninahitrareo🥀🤝

Mirary soa hatrany 🤝🥀

Mpamono vady👴👶👵🥴Nenay lesy tambatambazina mba hanampina isa fa tsy darohana rehefa mahita tsaratsara any ivelany a 🤞 sam...
06/11/2025

Mpamono vady👴👶👵🥴
Nenay lesy tambatambazina mba hanampina isa fa tsy darohana rehefa mahita tsaratsara any ivelany a 🤞 samihafa tokoa ny saina sy toetra fa raha ohatra ahy manokana rehefa tsy mety aleo mitsotra ny marina fa vehivavy tsy filako sy tsy fidaroka 🤞
Raha mafy be ela de ndao tsika sy ela hifampitana kely 💪

Tokony alefa amin'ny fitezana zaza kamboty izy io fa mampalahelo nilaozan'ny Ray Aman-Dreny tsy matahotody nitsoaka 👴👶👵🥴
03/11/2025

Tokony alefa amin'ny fitezana zaza kamboty izy io fa mampalahelo nilaozan'ny Ray Aman-Dreny tsy matahotody nitsoaka 👴👶👵🥴

Address

Antsirabe
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L-kelly off posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share