Iray ihany Isika

Iray ihany Isika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Iray ihany Isika, Home improvement, Fianarantsoa.

03/03/2026

๐ŸŸข๐—ง๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ.

Hoy izy hoe:" Tsy ho rava izany ny fanjakana islamika eto Iran".

Segondra vitsy taorian'izay voadaroka baomba ny fahitalavim-panjakana iranianina ao Tรฉhรฉran. Namoy ny ainy izy ary tapaka teo lay fandaharana.

โœ๏ธ Tsetsatsetra tsy aritra

27/02/2026
18/02/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ MPIANATRA ZANAKY N'NY FARITANIN'NY FIANARANTSOA AO BARIKADIMY Toamasina , LANY VATSY , SIMBA FITAOVANA ,MIADY IRERY

- Tanora terak'i Betsileo , sy avy amin'ny Faritra vatovavy , nosy varika ,sns ....

Mila vonjy sy fanampiana amin'izay rehetra malala-tanana sy afaka manampy Satria Tena efa tsy misy ho arapaka intsony anefa tsy afaka mody.

Antso avo no atao hoantsika izay afaka mijery ireto namantsika ireto ary tsara raha mifandray mivantana amin'izy ireo. Mankasitraka.


09/02/2026

Vaovao sandoka tanteraka ity ary tsy navoakako velively.
Tsy teny navoakako, tsy hevitra nolazaiko, ary tsy maneho ny fijoroako.
Atsaharo ny fanalam-baraka sy ny fanodikodinana ny zava-misy.
Firenena no laharam-pahamehana, fa tsy tsaho.

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iray ihany Isika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share