06/05/2026
🚀 Smart AI MDG dia mpiara-miasa ara-digital eto Madagasikara ho an'ny automatisation sy fampitomboana ny varotrareo amin'ny Facebook.
💬 Amin'ny AI Assistant Messenger anay, ny pejinareo dia mamaly ny mpanjifanao ho azy, ary mampiseho ny entana rehetra na serivisy, izay misy ao amin'ny page-nao ary mandraikitra ny varotra, Eny e na dia matory aza ianareo. (afaka amin'izay ilay miaritory be iny ka afaka miatrika ny tontolo andro feno hery ianao 😛)
✅ Tombony amin'ny fampiasanao AZY :
• Famoronana ny comptenao mba ho azonao ampiasaina malalaka izy. (tsy compte facebook)
• Valiany automatique ny fanontaniana ampetraky ny client-nao.
• Mampiseho sy mivarotra ny entana/serivisy izay misy ao aminao izy.
• Mampitombo ny varotra tsy mila miasa be intsony ianao fa juste manao confirmation sy vérification, ary miandraikitra ny livraison sisa.
🎯 Vokatra :
Varotra bebe kokoa, vitsy ny Stress , mpanjifa faly satria voavaly eo no eo izy ary mandrintra ny 24h/24.
📲 Mifandraisa ary aminay ao anaty message raha mahaliana anao.
🇲🇬 Vita Malagasy — Proud to be Malagasy