Vehivavy Mivoatra Tia Fandrosoana

Vehivavy Mivoatra Tia Fandrosoana Isika rehetra miara-mandroso amin'ny fahombiazana🤍❣️🎀

❤️
11/09/2025

❤️

24/08/2025

Arabaina avokoa ireo izay afa-panadinana rehetra 😍♥️
Tsy mahazo kivy izay hamerina fa alefa foana🥰😍
tahian'Andriamanitra avokoa dia bon dimanche 🥰♥️

20/08/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jorddy Firaisankina, Ravelonjanahary Clementine

19/08/2025

Salama oo😍♥️
Tianareo ve raha ho asiana idée laoka tsotsotra mety ho an'ny rehetra eto ?
Araho tsy tapaka ary e😍❣️

Mbola ao anatin'ny fialan-tsasatra hatrany isika izao😍❣️ ho an'ireo izay any amorontsiraka dia aza adino manararaotra mi...
16/08/2025

Mbola ao anatin'ny fialan-tsasatra hatrany isika izao😍❣️ ho an'ireo izay any amorontsiraka dia aza adino manararaotra mihinana trondro mbola frais tsara🤫😍♥️

Ny trondro dia tena sakafo manankarena sy mahasoa ho an'ny rehetra😃. Ireto ny zavatsoa lehibe hoentin’ny trondro:

🥗 Ny trondro dia 🐟🐠

Proteinina avo lenta → manampy amin’ny fananganana sy fanarenana hozatra, taolana ary sela.

Asidra matavy Omega-3 (DHA & EPA) → miaro ny fo sy lalan-drà, mampihena kolesterola ratsy, manatsara ny atidoha sy fahitana.

Vitaminy sy mineraly:

Vitamine D → manampy amin’ny hozatra sy taolana.

Vitamine B12 → tsara ho an’ny rà sy ati-doha.

Iode & Sélénium → ilaina amin’ny tiroida sy hery fiarovana.

Fosforosy & kalsioma → manampy amin’ny taolana.

Mora levonina → tsara ho an’ny olona marefo, ankizy ary zokiolona.

Manampy amin’ny fahaverezan-danja → satria maivana sy tsy dia misy tavy loatra.
Mirary tontolo andro mahafinaritra daholo😍🥰🤗

11/08/2025

Une de mes publications a obtenu plus de 10 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

09/08/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Haingo Nialofana, Fytinah Fanomezantsoa

09/08/2025

Salama daolo indray isika rehetra
Tsy hoe tsy henoheno akory ny Vehivavy Mivoatra Tia Fandrosoana fa tena eo anilanareo eo foana ary manomana zavatra tsara ho anareo .
Fa ity teny ity no hoentinay mampahery anareo amin izao faran'ny herinandro izao.

""HHOTAHIANA IZAY MATAHOTRA AN I JEHOVAH NA NY KELY NA NY LEHIBE
JEHOVAH ANIE HAMPITOMBO ANAREO
DIA HIANAREO MBAMIN NY ZANAKAREO """SALAMO 115:13.14

NY VOKATSOA azo avy amin'ny céleri 🌿🌿🌿Fantatrao ve fa....Anisan'ny legioma tena manana ny asany  izy🤗Satria mitsabo sy m...
30/07/2025

NY VOKATSOA azo avy amin'ny céleri 🌿🌿🌿Fantatrao ve fa....

Anisan'ny legioma tena manana ny asany izy🤗
Satria mitsabo sy manala ireo fivontosana amin'ny vatana ny céleri no sady manadio ny lalan-kanina no manala rano mihotra tsy ilain'ny vantana (rétention d'eau) ka noho izany mampihena izy,manampy manala ny ballonnement fa saingy tsy manala tavy kosa..Manala ny rano amin'ny fo (fivontosan'ny fo na gros cœur ♥️), fivontosan'ny tongotra,ny avokavoka havokavoka misy rano, fo misy rano ( gros coeur ), manampy ireo vehivavy manana olana amin'ny fibrome

ZAVATRA ILAINA :

🔴Céleri 1 tangozany kely na lehibe(mety avokoa)
🔴Rano 1L
🔴 Citron ranony 1 sotro Kely .

💧Ampangotrahina miaraka amin'ny rano ilay céleri ka avela ho matimaty dia alefa ao ilay ranona 🍋

Misotro 1 na 2 kaopy isanandro ao anatin'ny 3 herinandro ka hahato 3 andro isan-kerinandro

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika🤗♥️

Address

Vehivavy Mivoatra Tia Fandrosoana
Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vehivavy Mivoatra Tia Fandrosoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share