15/07/2025
Aza mikoropaka🤔
Aza mikorapaka fa efa misy ny voatendry ho anao any, efa miandry any Ilay anjaranao.
Efa voasoratra any anie momba anao manontolo eee🥰, efa misy planina ho anao any, izay tsara lavitra noho ny efa noeritreritranao
hianatra hatoky fa izy no Nahary antsika 🥰, hoy Izy hoe ❤️