JAJUES FI.IAINA

JAJUES FI.IAINA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JAJUES FI.IAINA, Home improvement, Mahajanga, Majunga.

09/06/2026

Ity ny dingana voalohany tamin'ny fifaninankira izay nataonaon'ny FI.IAINA ( TALENTA UMG) farany teo .

Ialana tsiny n'y sary somary manjavona . Ankafizo finaritra.

09/06/2026

Mes publications ont obtenu plus de 600 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

08/06/2026

Andrianiko ny teniko , ny an'ny hafa koa feheziko. Aza menatra mianatra .
Vakio ny baiboly fa hanampy anao betsaka .

06/06/2026

'Ndao ho fantarina hoe inona marina ny JAJUES FI.IAINA .
Manasa anao hanaraka ny pejy mba hahatonga anao tsy ho diso anjara amin'izay rehetra hozaraina eto.

Harahintsika mifanesy eto amin'ny pejy ny seho isan-dingana notanterahin'ireo ekipantsika tato amin'ny JAJUES FI.IAINA n...
05/06/2026

Harahintsika mifanesy eto amin'ny pejy ny seho isan-dingana notanterahin'ireo ekipantsika tato amin'ny JAJUES FI.IAINA nandritra ny TALENTA UMG andiany voalohany iny .

Aza miala lavitra , Araho tsy tapaka ny pejy.

🎊🙏JA andrimatoa Filoha ❤️Tahin'Andriamanitra ho ambinina sy ho Salama amin'ny Zavatra rehetra.
04/06/2026

🎊🙏JA andrimatoa Filoha ❤️
Tahin'Andriamanitra ho ambinina sy ho Salama amin'ny Zavatra rehetra.

🎊 BRAVO les filles, Gloire à DIEU 🙏Vitanareo noho ny herin'i Jesosy, ny finoana , asa sy ezaka .Fa tsy menatra ny filaza...
01/06/2026

🎊 BRAVO les filles, Gloire à DIEU 🙏

Vitanareo noho ny herin'i Jesosy, ny finoana , asa sy ezaka .

Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany
— Romana 1 : 16

JAJUES FI.IAINA

31/05/2026

🔥Un petit aperçu de notre équipe lors de la grande finale du concours de chant Talenta UMG première édition.

Bravo championnes🥰

Ho Tahin'Andriamanitra hatrany anie hianareo mba hahavita ny andraikitra masina sahininareo🎉
31/05/2026

Ho Tahin'Andriamanitra hatrany anie hianareo mba hahavita ny andraikitra masina sahininareo🎉

Address

Mahajanga
Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JAJUES FI.IAINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share