14/01/2026
Ringana ny oloko noho ny tsi_fisian'ny fahalalana Hosea4:6
Fiacre no anarako, 23 taona aho zao, mise hatrany @ asa fampianarana, mpitantana sekoly tsy miankina anakiray(directeur d'un école primaire privée) sy @ tontolo ambanivohitra.mbola tsy tafita aho fa maniry hiara hisandratra isika.
Betsaka ny tanora no miala mianatra mbola aty @ kilasy ambany na lasa fahazarana fotsiny ny mandeha any antsekoly fa tsy tena mifantoka @ fianarana. Antony :
🚫Tiny Satana haringana isika.
🚫Tsy manana tanjona
🚫Tsy mifanampy ny panabe sy ny Ray amandreny.
Lasa Varina @ rendrarendra ny tanora ka manimba tena zava-mahadomelina 🚭 sy fanarahana lamaody ka raha mitohy izany dia ho ringana ny taranaka.
Nomen'Andriamanitra manokana fanomezampahasoavana momba ny fampianarana sy fanabeazana aho ka hifanoro hevitra isika.
🙏Aboneo ny page ary araho ny page tsika