ANNA TEK

ANNA TEK Vente produits cosmetics, Accessoires téléphone, Montre, et divers

20/05/2026

Manasa antsika rehetra ho tonga hijery cadeau ho an’i maman na ho anao mihintsy ….
😘manana idée cadeaux fête des mères maro be ho antsika ity commerciale kelinay ity

Tongava maro oo
📍ANNA TEK bâtiment Nova bazary be

Manantena ny hiaona aminao izahay
14/05/2026

Manantena ny hiaona aminao izahay

10/05/2026

: "Tsy vitan'ny manome ora, fa manome lanja ny fotoananao."

09/05/2026
06/05/2026

Collection Dove

Anna Tek bâtiment Nova bazary be

05/05/2026

🫸Leo ny mandany fotoana lava any amin'ny "salon"?

🎯Amin'ny alalan'ny Starplex Herbal Bubble Dye, ho mora toy ny manasa volo ny mandoko azy!

• Mora ampiasaina: Ahosotra toy ny shampooing fotsiny dia vita.

• Akora voajanahary: Vita amin'ny akora "herbal" ka sady mandoko no mikarakara ny volo.

• Misy loko isan-karazany (1.0 hatramin'ny 7.0) azonao isafidianana.

• "Omeo hery vaovao ny volonao miaraka amin'ny Starplex Herbal Bubble Dye."

04/05/2026

« Starplex: Fresh foana mandritra ny 48 ora! »

✨Aza avela hanelingelina anao ny hatsembohana.

Miaraka amin'ny Starplex Refreshing, mahatsiaro madio sy mamerovero foana ianao tontolo andro.

✨Maharitra 48 ora sy 72 ora

✨misy fofona
🍵menthe
🥒concombre
🌹rose
🍋citron
🍎pomegranate
🧊extra fresh ary cool feeling izay manome hery vao.

📍Natao hoan’ny lehilahy na Vehivavy

01/05/2026

Comme un coucher de soleil sur la plage… Chaleureux, doux et envoûtant. 🌅 Victoria Anna – Fleurs Conscient n’est pas qu’un parfum, c’est une nouvelle expérience pour votre corps. La fragrance florale, alliée au savoir-faire français, vous offre un éclat radieux.

30/04/2026

L'élégance a une nouvelle signature.
« Laissez-vous envoûter par l'intensité de Candy Noir. Un parfum audacieux conçu pour la femme moderne qui n'a pas peur d'afficher sa sensualité. Entre douceur sucrée et profondeur nocturne, marquez les esprits à chaque passage.

28/04/2026

Le secret des femmes séduisantes
• ✨ »

• « Un doux parfum, un esprit apaisé, une allure élégante. 💙 »

• « Prête pour la soirée avec Charme Candy »

🔥 *HERBAL DOUBLE DYE - NY LOKOM-BOLO TIAN'NY REHETRA!* 🔥Tena be mpividy indrindra ato amin'ny *ANNA TEK*! Fa maninona ko...
27/04/2026

🔥 *HERBAL DOUBLE DYE
- NY LOKOM-BOLO TIAN'NY REHETRA!* 🔥

Tena be mpividy indrindra ato amin'ny *ANNA TEK*!

Fa maninona kosa?

✅ *METY AMIN'NY REHETRA* – Tanora na olon-dehibe, vavy na lahy, samy mahazo ny loko tiany!
✅ *LOKO 11 ISAFIDIANANA* – Manomboka amin'ny noir naturel ka hatramin'ny blond chic, misy daholo!
✅ *MIKOLOKOLO VOLO* – Tsy manimba! Mamelona sy mampamirapiratra ny volo noho ireo "herbes" voajanahary ao anatiny 🌿
✅ *VIDINY MORA KOKOA RAHA JERENA AMIN'NY HAVETSANY SATRIA – 1 boaty = 2 fampiasana=420ML! Azo tehirizina sy zaraina amin'ny namana/fianakaviana 💰
✅ *PRATIQUE* – Mora ampiasaina ao an-trano, tsy mila salon lafo be

*HO AN'IZA MOA ITY?*
Ho anao izay te-hiova loko volo nefa matahotra simba volo. Ho an'ny fianakaviana iray manontolo mihitsy aza!

📍 *Hita ato amin'ny ANNA TEK*
📞 MIANDRY ANAO ARY IZAHAY:
[033 93 937 71]

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANNA TEK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share