S'Art Construction BTP

S'Art Construction BTP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S'Art Construction BTP, Home improvement, Mangarano, Toamasina.

Ity indray ny manaraka :*Bâtiment R+1*Surface au sol 72m2 (9m x 8m)*Ny RDC (Ambany) mivaky efatra hafaka ampanofaina *Ny...
27/08/2024

Ity indray ny manaraka :
*Bâtiment R+1
*Surface au sol 72m2 (9m x 8m)
*Ny RDC (Ambany) mivaky efatra hafaka ampanofaina
*Ny R+1 : Misy chambre 02, salon, Salle d'eau (Do**he sy WC ary Cuisine sy Salle à manger

Aza misalasala ary miantso anao raha hanao asa mahakasika ny trano
Tel : 0347816035 (Whats up) / 0321677100
Mankasitraka tompoko !!

Manana fikasana hanorina trano ? Fantatrao ve fa :* Hazo atao tsara ny manorina trano na dia mbola tsy ampy aza ny ampel...
13/08/2024

Manana fikasana hanorina trano ? Fantatrao ve fa :
* Hazo atao tsara ny manorina trano na dia mbola tsy ampy aza ny ampelatanana izany hoe : Ataoako ohatra izao 300 Ar ny sarany avitana trano iray nefa ny anananao 150 Ar nefa afaka 3 na 5 volana na mihoatra ianao vao mahita 150 Ar ambiny, DIA AHOANA ARY HOY IANAO? Ho tehirizina ve ilay vola 150 Ar eo ampelatanana ? Mety ho lany izany mandrapaha azahoanao 150Ar manaraka dia lasa nofy ny fikasanao .
Misy karazany matériaux maromaro no hafaka tehirizina tsara ary koa hafaka atao tsikelikely ilay asa fanorenana.
ANDAO ARY IRESAKA RAHA MANANA FIKASANA HANORINA TRANO DIA JEREVATSIKA EO FOMBA HANATANTERAHANA IZANY

NB : Izahay dia manao asa rehetra momba trano
*Plan (2D, 3D) + Animation vidéo
*Devis du projet
*Réalisation
*Note des calculs
Notre équipe :
*Des ingénieurs en BTP
*Des ingénieurs en électricité
Contact : 032 16 771 00 / 034 78 160 35
Merci et bonne journée 😊

Address

Mangarano
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S'Art Construction BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share