11/03/2026
🚀 Efa miandry antsika ny Pattern English ! 🚀
Efa vonona tanteraka ny ekipa handray anao sy hanampy anao amin'ny fifehezana ny teny anglisy (American Spoken). Ny fikarakarana rehetra dia efa mandeha avokoa, koa aza tara intsony!
📍 Toerana: Sahavola
📞 Fifandraisana: +261 38 83 493 91 / +261 34 24 435 24
📅 Fidirana:
Andiany voalohany: 06 Aprily 2026
Andiany faharoa: 20 Aprily 2026
"Rejoignez toujours avec le meilleur !" 🎓✨