Jar d'Aina

Jar d'Aina Tout en Un

Andao hilalao miaraka amin'ny Jar d'Aina! đŸ‡Č🇬🎉👉 Stand faha firy no misy anay mandritra ny foire de l’indĂ©pendance izay at...
12/06/2026

Andao hilalao miaraka amin'ny Jar d'Aina! đŸ‡Č🇬🎉

👉 Stand faha firy no misy anay mandritra ny foire de l’indĂ©pendance izay atao ao amin’ny Arena Toamasina ny 22 hatramin’ny 25 Jona izao?

Mba hahatonga ny fandraisana anjara ho manan-kery, aza adino ireto dingana manaraka ireto:
1ïžâƒŁ Valio ny fanontaniana.
2ïžâƒŁ Asio "J'aime" ny pejy.
3ïžâƒŁ Zarao ity publication ity.
4ïžâƒŁ Asao ny namanao 3 mba hilalao koa.

Ny alahady 21 Jona 2026 no hanaovana ny fisarihana ka mety ho ianao no tsara vintana! 😍

Mety mandany ohatrinona amin’ny fividianana charbon ianareo isam-bolana ? đŸ€”
10/06/2026

Mety mandany ohatrinona amin’ny fividianana charbon ianareo isam-bolana ? đŸ€”

Sakafo lasa mora andrahoina kokoa rehefa mampiasa Brikety Mitsitsy Ekolojika đŸ€©Manampy anao tsy handany charbon be loatra...
07/06/2026

Sakafo lasa mora andrahoina kokoa rehefa mampiasa Brikety Mitsitsy Ekolojika đŸ€©

Manampy anao tsy handany charbon be loatra izy io, indrindra rehefa mahandro sakafo sarotra masaka toy ny tongotr’omby.

Andramo ao an-trano ity Soupe Tongotr’omby ity fa tena mety ho an’ny fianakaviana iray manontolo 😋đŸČ

Aza adino ny mividy Brikety Mitsitsy Ekolojika mba hahamora kokoa ny fandrahoana đŸ€©

📍 Zes Betainomby, Toamasina
📞 Contact : +261 38 11 516 68

đŸč😏 Inona ny tsiro tianao indrindra amin’ireo pulpes surgelĂ©es ato aminay?Alefaso ny commande ho an’izay mbola tsy nanand...
04/06/2026

đŸč😏 Inona ny tsiro tianao indrindra amin’ireo pulpes surgelĂ©es ato aminay?

Alefaso ny commande ho an’izay mbola tsy nanandrana, fa tena tsara sady ara-pahasalamana io ah! 😋

Misy vaovao tsara 😏. Mandray anjara amin’ny Foire de l’IndĂ©pendance izahay ato amin'ny Jard'Aina đŸ€©đŸ„°Manasa anao hitsidika...
02/06/2026

Misy vaovao tsara 😏. Mandray anjara amin’ny Foire de l’IndĂ©pendance izahay ato amin'ny Jard'Aina đŸ€©đŸ„°

Manasa anao hitsidika ny stand-nay mandritra ny hetsika fa ho hitanao ao ireo vokatra isan-karazany: brikety mitsitsy ekolojika, pulpes de fruits surgelĂ©es, pulpe de bissap, sy vokatra maro hafa 🌿đŸč

Ny 22 hatramin’ny 25 Jona ny fotoanan-tsika, ao amin’ny Arena Toamasina.

👉 Aza adino ny mitsidika anay ao amin’ny stand n°60!

Ny Reny no fototry ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny faharetana đŸ„°Mirary fety mahafinaritra ho an’ny Reny rehetra izah...
31/05/2026

Ny Reny no fototry ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny faharetana đŸ„°

Mirary fety mahafinaritra ho an’ny Reny rehetra izahay ato amin’ny Jar d’Aina ☘✚

đŸ„° Ataovy mamy sy miavaka ny fetin'ny Reny.Fantatrao ve fa ny pulpe de fruits ato amin'ny Jar d’Aina dia azo ampiasaina a...
30/05/2026

đŸ„° Ataovy mamy sy miavaka ny fetin'ny Reny.

Fantatrao ve fa ny pulpe de fruits ato amin'ny Jar d’Aina dia azo ampiasaina amin’ny pñtisserie, crùme, sorbet, glace ary cuir de fruits ✹

Voajanahary, mora ampiasaina, ary manome tsiro afa mihitsy 😋💚

📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞 Contact : 038 11 516 68

✹ Donnez du caractĂšre Ă  vos espaces avec des matĂ©riaux naturels et durables.Pour vos projets de construction, de finitio...
29/05/2026

✹ Donnez du caractĂšre Ă  vos espaces avec des matĂ©riaux naturels et durables.

Pour vos projets de construction, de finition ou de dĂ©coration, nos briques de parement et tuiles apportent une touche chaleureuse, Ă©lĂ©gante et authentique Ă  votre maison đŸ§±đŸĄ

Façade extĂ©rieure, mur dĂ©coratif intĂ©rieur, allĂ©e, terrasse ou jardin
 chaque dĂ©tail compte pour crĂ©er un espace beau, solide et agrĂ©able Ă  vivre.

📍 Disponible à ZES Betainomby, Toamasina – Madagascar
📞 Contact: 038 11 516 68

👉 Passez votre commande dùs maintenant !

đŸ€© Vokatra vaovao ato amin’ny Jard’Aina!Efa misy ato aminay izao ny Pulpes de Bissap, azo ampiasaina hanaovana sirop, con...
26/05/2026

đŸ€© Vokatra vaovao ato amin’ny Jard’Aina!

Efa misy ato aminay izao ny Pulpes de Bissap, azo ampiasaina hanaovana sirop, confiture na gelĂ©e, araka izay ilainao. Sady tena matsiro 😋

Ho avy tsy ho ela ihany koa ny Confiture de bissap sy Confiture voroy, amin’ny tsiro tena miavaka.

📍 Zes Betainomby, Toamasina
📞 Commande : +261 38 11 516 68

👉 Alefaso hafatra miafina na antsoy izahay raha hanao commande.

Address

Zes Betainomby
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jar d'Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category