25/09/2023
Miarahaba antsika rehetra, ho Anao olon-tsotra na société na ONG na association, izahay eto amin'ny entreprise Exacte dia manao études sy réalisation mahakasika ny Bâtiment et Travaux Public.Koa aza misalasala mi-contact anay raha mila fanampiana fa vonona ny hifanampy aminao izahay, "Exécution - Action - Excellente".Tel: 034 38 782 84.