15/01/2026
Misaona ny mpanao asa Tanana Malagasy.
Izahay ato amin'ny Bakot'as MG Dia miondrika ampanajana Ary maneho ny fiarahamiory amin'izao fahalasanan'i Tompokolahy RANAIVO Tefy Izao.
Isan'ireo nanohana Ary tena nanome hery IZY anosehana isika mpanao asa Tanana Rehetra.
Olona tsotra, manome hery, Ary indrindra tena nihabo sy Milanja Izany fahaiza-manao ny Malagasy Izany.
Niady foana IZY ny azahontsika ny toerana sy lanja ambony sahaza antsika.
Tena ory Ary vaky ny fo fa olomanga no nandao ny Tany.
Mandria ampiadanana Prezida, tsy ho ADINO n'y hafatra mamy sy torohevitra Ary torohay nizaranao taminay tato amin'ny Bakot'As.
Isaorana Zanahary ny nanomezany anao anay nandritry Izay fotoana Izay.
Tsy ho rora very Fotsiny na fotoana lany IZY ireny
Mirary fihononana feno hoan' y havana aman-tsakaizany Ary koa ny Artisans Malagasy Rehetra.
Noho ny fahalasanan'ny havan-tiana Izao Ary araky ny fomba amampanao Malagasy Izay toavin'ny Bakot'As MG Dia misaona izahay Ary mariky Izany Dia miato avokoa ny raharaha amam-panao Rehetra mandritry ny herinandro tsy ankiato.
CMA Analamanga Mahafaly Creation Mahafaly Creation
💔😭