Fitia articles

Fitia articles Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitia articles, Home decor, Ambohitrandriamanitra.

29/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Julie Ravololonjatovo, Mia Médicale, Ariary Mutual Aid, Mano-l Rkt, Ÿg Natal, Kanto Nandrianina Rakotosaina, Linasoa Ny Aiko, Ålfyh Tsy Ofisialy, Manova Raz, Ra Pic, Mioty Andria, Anyh Tyah, Cyrille Mondesir Kegah, Cedric Znd, ʢʡ Nõ Lėchę ʢʡ, Sera Matotra, El Astre, Saina Randriamparany, Nicky Boy, Ny Tsena Anio Mdg, Freddy Basilnos

N'y adidy tsy an'olon_dratsy☺️🥹
22/11/2025

N'y adidy tsy an'olon_dratsy☺️🥹

❤️❤️🥰🥰
20/11/2025

❤️❤️🥰🥰

NY ANKOHONAKO FOANA ALOHA.❣️Fantaro fa "remplaçable" foana ianao any am-piasana sy amin'ny asanao, fa "irremplaçable" ko...
19/11/2025

NY ANKOHONAKO FOANA ALOHA.❣️
Fantaro fa "remplaçable" foana ianao any am-piasana sy amin'ny asanao, fa "irremplaçable" kosa ianao ho an'ny ankohonanao.
Ny olona any ivelany mety hanadino anao, ary tena mora hanadino anao mihitsy rehefa tsy misy ilàny anao intsony...fa ny vady aman-janakao no miara-miosona aminao isanandro, miara-miaritra ny mafy, miara-mizaka ny tsy fisiana, miara-mitotototo rehefa sedra fahasahiranana na tsy fahasalamana, miara-minambary tsisy laoka na miara-mandry fotsy aminao rehefa tsy misy vola hividianana sakafo...
Ny vady aman-janakao no mahavita miaritra ny hasiakanao, ny kitakitanao, ny menomenonao, ny "mauvaise humeur"-nao ao an-trano mandritra ny androm-piainanao...
Noho izany, aza atao ankilabao na farafidy ny ny fanomezana fifaliana sy fahafaham-po ary ny fiarahana amin'ny ankohonanao.❣️

MISAOTRA ANAO MIZARA 🙏

19/11/2025
19/11/2025

Que Dieu retire 3 choses de ta vie😇:
⛔Pauvreté⛔Maladie⛔Echec
Reçois-le…🤲🏾🫶🙏🏿

19/11/2025

Enga anie mba hotanteraka avokoa ireo FIKASANAO amin'ity herinandro ity.
Amin'ny Anaran'i Jesosy 🙏

Mirary zoma mahafinaritra ho antsika rehetra💝💝
05/07/2024

Mirary zoma mahafinaritra ho antsika rehetra💝💝

04/07/2024

Mirary après_midi mahafinaritra ho antsika jiaby

Send a message to learn more

Address

Ambohitrandriamanitra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia articles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category