20/05/2026
🏠 Fa maninona no fotsy ny plafond amin’ny ankamaroan’ny trano ?
Ny loko fotsy dia tena ampiasaina amin’ny plafond satria :
✨ 1. Manazava ny efitra
→ Mamerina tsara ny hazavana ny loko fotsy ka lasa mazava kokoa ny trano 💡
📏 2. Mampiseho hoe avo kokoa ny plafond
→ Mahatonga ny pièce ho malalaka sy “mivelatra” kokoa 👀
🎨 3. Mora ampifanarahana amin’ny loko rehetra
→ Na mur bleu, gris, beige na rouge… mety foana ny plafond blanc 🤍
🧼 4. Manome endrika madio sy moderne
→ Izany no mahatonga azy be mpampiasa amin’ny maison moderne 🏡✨
🌡️ 5. Tsy mampafana loatra
→ Ny fotsy tsy mitroka hafanana be toy ny loko maizina ☀️
📌 Fa amin’izao fotoana izao dia maro koa no manomboka mampiasa :
Gris clair
Beige
Bleu ciel
Noir moderne