Art'soa construction

Art'soa construction Tout travaux de Bâtiments

16/10/2024

Manao n'y asa rehetra momba n'y taotrano. Plan, devis, réalisation.
0349977119

Ny ekipan'ny Art'Soa construction Dia mitsodrano anao hahavita trano amin'ity taona vaovao ity. N'y fitahian'i Jesosy An...
04/01/2022

Ny ekipan'ny Art'Soa construction Dia mitsodrano anao hahavita trano amin'ity taona vaovao ity.
N'y fitahian'i Jesosy Anie no hanampy anao.

Ny nirin'ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin'ny molony tsy mba nolavinao. — Salamo 21 : 2

DALLE PLEINE VS GORODONAFanontaniana maro mpametraka eto.ZARAINA AM-PITIAVANA AMINTSIKA NY VINAVINAM-PANDANIANA.Ny fitia...
23/03/2021

DALLE PLEINE VS GORODONA

Fanontaniana maro mpametraka eto.

ZARAINA AM-PITIAVANA AMINTSIKA

NY VINAVINAM-PANDANIANA.
Ny fitiavana mizara ny zavatra rehetra.
Lasa ary isika.
TRANO 4m/8m no raisitsika ohatra eto. Raha mihoatra noho izay dia tsara ny mianrso fanampiana aminy teknisianina

* DALLE PLEINE.
1) Coffrage
Plancher = 62 isa
Solive = 18 isa
Côté int & éxt+tasseaux+buttage = 72 isa.
TOTAL PLANCHE = 152 ISA X 4000ar = 608 000 ar

BOIS ROND POUR CHANDELLE = 224 ISA X 3500ar = 784 000 ar.

2) Ferraillage
Arm princ. Fer 10 : 20barres X 22 500ar= 450 000ar.
Arm séc. Fer 8: 12 barres X 14 500ar= 174 000ar.

Pointe 100: 5kg X 5000ar = 25 000ar.
Pointe 50: 5kg X 5000ar = 25 000ar.
Fils requit: 5kg X 5000ar = 25 000ar.

3) Béton 4,48m3 X 310 000ar=1 388 800ar.

4) karama mpiasa manao hatram coffrage, fer, coullage= 672 000ar.

5) finition carreau + plafond
32m2X80 000ar = 2 560 000ar.

Total DEPENSE SY FINITION POUR DALLE PLEINE = 6 711 800 AR.

* GORODONA
1) MADRIER 17/7/4m
17 isa X 35 000ar = 560 000ar.

2) PLANCHER (GORODONA) + PLINTHE + FINITION VITRIFICATION
32m2 X 40 000 = 1 280 000ar.

3) karama mpiasa.
320 000ar.

4) PLAFOND VOLIGE + KARAMA +LOKO.
32m2 X 30 000ar = 960 000ar.

5) POINTES 50
15kg X 5000ar = 75 000ar

TOTAL DEPENSE POUR GORODONA.

3 195 000AR

Nomena anao.am-pitiavana ny fampitahana.
ANAO ARY NY SAFIDY.

M. Fitiavana
0349977119
Technicien en bâtiment

Equipe complet. Afaka manatanteraka ny asa fananganana ny tranonao. 0349977119
02/02/2021

Equipe complet. Afaka manatanteraka ny asa fananganana ny tranonao. 0349977119

24/08/2020

Maro ny tanora mievitra fa tsy manana talenta mihitsy.
Mihevitra ny tanora sasany fa izany talenta izany dia natokana hoan'ny olona extraordinaire.

Eto aho manao fizarana aminao fa esory ao antsaina ilay hoe tsy manana talenta aho.

Ahoana ary ny fomba hitrandrahana an'io talenta io ?

Ny performance hananao tsy miankina irery amin'ny fianarana nandalovanao fa miankina amin'ny experience niainanao.

Ao fanetren-tena ny hanao zavatra hatramin'izay no miteraka talenta ho anao. Izany rehetra izany ho ampian'ny tosiky ny Fankafizana.

Rehefa mankafy ireo nahazo fahombiaza a ianao ka manomboka manetry tena hampietsika ny hafanam-po , manomboka hita taratra hoe manana talenta ianao.

Tsy ny zavatra vao vitanao androany no atao hoe Train-kefa fa ny zavatra izay efa vitanao taloha miampy ny vitanao ankehitriny.

Noho izany: Expérience : Talents

Zay. Aza adino ny mizara ary tageo ny namana
Coach Hyacinthe Basile

23/08/2020
23/08/2020
23/08/2020

Address

Anjanahary
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'soa construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Art'soa construction:

Share