Clés minutes Ankadimbahoaka

Clés minutes Ankadimbahoaka Clés Minutes Ankadimbahoaka
Spécialiste en duplication, reproduction, programmation et réparation de clés pour motos, voitures et maisons.

Service rapide, professionnel et fiable, à Ankadimbahoaka. Contactez-nous dès maintenant !

📢📢📢🔑Misy ity la clé Hyundai ity nisy nitondra tato aminay fa hitany latsaka hono ary nantsoiny ilay olona fa tsy  nitodi...
02/05/2026

📢📢📢🔑
Misy ity la clé Hyundai ity nisy nitondra tato aminay fa hitany latsaka hono ary nantsoiny ilay olona fa tsy nitodika.
Teo akaikiny WC public farany 137 Analakely.
Ento ny mombamomba ny fiaranao na ny fiara mihintsy (raha efa misy deuxième clé) hoan'izay mety ho tompony. Misaotra

🔑 Toujours à votre disposition en cas de panne de Neiman, serrure ou clé, et aussi en cas de perte de clé.  Besoin d’un ...
23/02/2026

🔑 Toujours à votre disposition en cas de panne de Neiman, serrure ou clé, et aussi en cas de perte de clé.
Besoin d’un double, d’une réparation ou d’un dépannage ?
Moto, voiture, maison… nous nous occupons de tout rapidement et avec précision.

Nos services :
✅ Reproduction de clés
✅ Programmation & duplication
✅ Dépannage & réparation
✅Déverrouillage (voiture, coffre-fort)
🔁 Et en cas de perte, nous changeons aussi la combinaison de vos serrures pour plus de sécurité.

📍 CLÉS MINUTES ANKADIMBAHOAKA
En face de l’arrêt bus 113
🕒 Ouvert du lundi au samedi – 7h30 à 17h

📞 Contact / WhatsApp :
034 43 165 77 • 034 73 691 61

👉 Votre clé en quelques minutes, votre tranquillité pour longtemps.
Passez directement sur place, nous sommes là pour vous aider !



26/09/2025

Izay mikasa hanantona anay hamoronana la clé ana moto dia mamerina manamafy izahay fa ento ny taratasy manamarina fa anao ny moto.

Lakile very? Hanao dika mitovy? Varavarana mihidy? Kaody mila ovaina raha sanatria nisy fahaverezana lakile? Eto izahay ...
20/07/2025

Lakile very? Hanao dika mitovy? Varavarana mihidy? Kaody mila ovaina raha sanatria nisy fahaverezana lakile? Eto izahay vonona hanome vahaolana ary tolotra aingana ho an’ny fiara, moto, sy trano. Ho amin'ny fiarovana anao sy ny fanananao.
📞 Antsoy ny :
+261 34 43 165 77
+261 34 73 691 61

Na manantona mivantana ny toerampiasana Ankadimbahoaka.

Perte de clé ? Besoin d’un double ? Serrure bloquée ?  On s’occupe de tout, vite et bien 💪⚡✅ Reproduction de clés  ✅ Pro...
11/05/2025

Perte de clé ? Besoin d’un double ? Serrure bloquée ?
On s’occupe de tout, vite et bien 💪⚡

✅ Reproduction de clés
✅ Programmation & duplication
✅ Déverrouillage (maison, voiture, moto)
✅ Réparation de clés & déblocage de Neiman
🔁 Et en cas de perte, nous pouvons aussi changer la combinaison de vos serrures pour plus de sécurité.

📍 Situé à Ankadimbahoaka
📞 Appelez-nous :
034 43 165 77
034 73 691 61

🔥🔥 Chevrolet CRUZE🔥🔥     Add key Santionany amin'ireo asa 🛠izay efa natao sy nahafapoa ny mpanjifa ihany koa ity doublag...
24/01/2025

🔥🔥 Chevrolet CRUZE🔥🔥 Add key
Santionany amin'ireo asa 🛠izay efa natao sy nahafapoa ny mpanjifa ihany koa ity doublage clé Chevrolet CRUZE LTZ 🚗 ity.

Eto izahay dia vonona hatrany ny hanampy sy hamaha ny olanao raha misy fahaverezana clé (fanalahidy) na bloqué neïman na izay olana mahakasika ny clé sy serrure.
Afaka manantona mivantana ny atelier Ankadimbahoka ianao🏠🚶 na miditra hafatra miafina 📩 na miantso avy hatrany ny laharana ☎️
0344316577
0347369161
[email protected]

🔥🔥Opel ZAFIRA🔥🔥Réparation neïman Opel ZAFIRA.Lasa nisy contact permanent ity Opel Zafira🚐ity ka rehefa nalalinin'ny tech...
09/01/2025

🔥🔥Opel ZAFIRA🔥🔥
Réparation neïman Opel ZAFIRA.
Lasa nisy contact permanent ity Opel Zafira🚐ity ka rehefa nalalinin'ny technicien🧑‍🔧 dia hita fa nisy tige tapaka izay tena ain-dehibe tokoa tao anaty neïman.
Nilamina tsara ary niverina toy ny d'origine indray ny neïman rehefa vita ny réparation. 🧰🛠️🧑‍🔧

Eto izahay dia vonona hatrany ny hanampy sy hamaha ny olanao raha misy fahaverezana clé (fanalahidy) na bloqué neïman na izay olana mahakasika ny clé sy serrure.
Afaka manantona mivantana ny atelier Ankadimbahoka ianao🏠🚶 na miditra hafatra miafina 📩 na miantso avy hatrany ny laharana ☎️
0344316577
0347369161
[email protected]

🔥🔥 HYUNDAI Grand Starex 🔥🔥Copie lame clé, clonage transpondeur et programmation télécommande.Santionany amin'ireo asa iz...
03/12/2024

🔥🔥 HYUNDAI Grand Starex 🔥🔥
Copie lame clé, clonage transpondeur et programmation télécommande.

Santionany amin'ireo asa izay efa natao🧰🧑‍🔧 sy nahafapoa ny mpanjifa ihany koa ity doublage clé na copie clé hyundai Grand Starex 🚐 ity. ☺️

Eto izahay dia vonona hatrany ny hanampy sy hamaha ny olanao raha misy fahaverezana clé (fanalahidy) na bloqué neïman na izay olana mahakasika ny clé sy serrure.
Afaka manantona mivantana ny atelier Ankadimbahoka ianao🏠🚶 na miditra hafatra miafina 📩 na miantso avy hatrany ny laharana ☎️
0344316577
0347369161
Email:
[email protected]



🔥🔥PEUGEOT 308🔥🔥Clonage clé de contact et programmation télécommande 🔑🔑. Asa anisan'ny tena nahafapoa tanteraka  ny clien...
11/11/2024

🔥🔥PEUGEOT 308🔥🔥
Clonage clé de contact et programmation télécommande 🔑🔑.
Asa anisan'ny tena nahafapoa tanteraka ny client ny nanaovana "double" ny clé an'ity peugeot 308 🚘 ity ary nahavitana télécommande. Efa tsy nisy télécommande intsony ilay fiara fa kosa ny centralisé nilamina tsara ka natao ny programmation sy synchronisation ary niverina indray ny verrouillage à distance. Samy faly ny rehetra. 😁😁

Izahay moa dia miezaka hatrany manome ny tsara sy fahafahampoa hoan'ny mpanjifa, ka ianao koa izay maniry ny hanao deuxième clé na misedra olana amin'ny neïman na izay mahakasika ny clé 🔑🔑(AUTO, MOTO, PORTE blindée, VACHETTE, CANON encastré...) dia aza misalasala manantona mivantana ny atelier na miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana ☎️
0344316577
0347369161




🔥🔥Changhe Freda M50S🔥🔥Very ny clé an'ity fiara M50S 🚘 ity ka namoronana vaovao mihintsy. Efa voafehin'ny équipe tanterak...
22/10/2024

🔥🔥Changhe Freda M50S🔥🔥
Very ny clé an'ity fiara M50S 🚘 ity ka namoronana vaovao mihintsy. Efa voafehin'ny équipe tanteraka moa ny asa 🧑‍🔧🧰 ka vetivety no vita tsara ary hafapoa aok'izany ny propriétaire 😁.

Eto izahay dia vonona hatrany ny hanampy sy hamaha ny olanao raha misy fahaverezana clé (lakle) na bloqué neïman na izay olana mahakasika ny clé sy serrure.
Afaka manantona mivantana ny atelier Ankadimbahoka ianao🏠🚶 na miditra hafatra miafina 📩 na miantso avy hatrany ny laharana ☎️
0344316577
0347369161




Address

III J 10 Ter A Ankadimbahoaka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00

Telephone

+261344316577

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clés minutes Ankadimbahoaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Clés minutes Ankadimbahoaka:

Share

Category