Second sens Event

Second sens Event Rendez-vous sur messenger.

Aiza daoly eeHo antsika izay mikarakara fety sns.. Afaka manome fahafaham-po anareo izahay eto amin'ny Second sens event...
06/08/2025

Aiza daoly ee
Ho antsika izay mikarakara fety sns..
Afaka manome fahafaham-po anareo izahay eto amin'ny Second sens events
Alefaso ao amin'ny hafatra miafina fa vonona handray anareo izahay

Salama daoly.ho antsika mikarakara lanonana sns.Dia mandray commande izahay mba tsy hampanahirana anao ,amin'ny vidiny m...
19/01/2024

Salama daoly.ho antsika mikarakara lanonana sns.
Dia mandray commande izahay mba tsy hampanahirana anao ,amin'ny vidiny mirary sady matsiro
Mp

  Midira hafatra miafina fa vonona anome fahafaham po ho anao izahay๐Ÿ˜๐Ÿ˜
02/12/2023



Midira hafatra miafina fa vonona anome fahafaham po ho anao izahay๐Ÿ˜๐Ÿ˜

01/12/2023

Salama ehh ๐Ÿ‘‹๐Ÿป๐Ÿ‘‹๐Ÿป
Ho anao izay manomana Mariage, baptem, fiancaille, anniversaire.... ๐Ÿ˜๐Ÿ’• ka tianao hiavaka kely ny fetinao,,, ๐Ÿค—๐Ÿค— izahay dia afaka manolotra ho anao brochette bonbon ๐Ÿก๐Ÿกmamy kely ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
1.000ar/pieces
Livraison 3.000ar
Raha maka plus de 50pieces ataonay gratuit ny livraison ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“
Aza misalasala miditra mp raha anao commande fa ho afa-po ianareo.๐Ÿ’•

20/11/2023
๐Ÿ‘‰๐Ÿปmisokatra ho anao๐Ÿ‘‰๐Ÿปmandray anaoizahay eto amin'ny Second sens eventAza mandefa hafatra miafina na miantso ny laharanaโ˜Ž...
12/11/2023

๐Ÿ‘‰๐Ÿปmisokatra ho anao
๐Ÿ‘‰๐Ÿปmandray anao
izahay eto amin'ny Second sens event
Aza mandefa hafatra miafina na miantso ny laharanaโ˜Ž 034 45 929 54/034 50 072 99
Mirary soa tompoko๐Ÿ™๐Ÿป

๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
08/11/2023

๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹

G'asy tsara event  tsiro๐Ÿ˜˜  nahandro๐Ÿ˜‹  prix ๐Ÿ˜
08/11/2023

G'asy tsara event
tsiro๐Ÿ˜˜
nahandro๐Ÿ˜‹
prix ๐Ÿ˜

Address

Antananarivo

Telephone

+261344592954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Second sens Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share