06/12/2022
💥Manana tetikasa hanao trano ve enao⁉️
💥Mitady mpanao trano mahay sy azo hitokisana⁉️
Izahay ato @ cabinet d’architecte 🇲🇬“CUBart”🇲🇬 dia afaka manampy anao tsara satry:
👉 Manana manapahaizana 🧐 maro isanambaratongany (ingénieurs, spécialiste, …).
👉 Manana ekipa 🎖mahay sy be traikefa izay ilaina.
👉 Ny fitaovana ⚒manara-penitra sy maharaka ny toetr'andro.
👉 Miara-miasa amin’ireo mpivarotra entana 💲mora indrindra @ fanaovana trano (ciment, vy, biriky, vato, …)
👉 Manaraka ny “norme internationale”👍 @ fanaovana ny trano.
👉 Maro ireo mpanjifa 🤝efa nanome fatokisana ary afapo sy nankasitraka 💯 ny asa vita.
Aza misalala miantso fa vonona ny hanampy anao izahay.
☎️034 11 060 04
Na mandefasa MP📨 raha te hafantatra bebekoko. Page FB : CUBart
⚠️Tadidio fa raha manonona ny code @ sary dia mahazo 🎁fihenam-bidy ➖1️⃣5️⃣% be zao @ fanaovana plan