Miel pure

Miel pure Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miel pure, Home decor, Antananarivo.

▫Miarahaba antsika namana🖐🏻🔸Miel pure 🔴 Hey!!! Efa tonga indray izao ilay tantely pur an👍👉🏻 Efa misy avoko na Ventiny 🐝🐝...
11/06/2025

▫Miarahaba antsika namana🖐🏻

🔸Miel pure

🔴 Hey!!! Efa tonga indray izao ilay tantely pur an👍

👉🏻 Efa misy avoko na Ventiny 🐝🐝, na ilay Ranony,,🐝🐝

👉🏻 Prix: 25 000ar/1kg ary 22 000ar/1litre

🔸Ko aza tara ary fa manampetra ihany ny vokatra tsika satria efa sarotra amin'ny olona izany mitady Tantely tena pur izany🙂

📞 Tel: 038 62 913 45 na 033 14 733 09 Mr Niaina

👍🏻De manasa anao mba hanisy j'aime ny page sy hi-partage izany amin'ny namantsika hafa ihany koa👍🏻

🙏🏻Mankasitra indrindra tompoko🥰

▫Miarahaba antsika namana🖐🏻🔸Miel pure 🔴Ho anao ilay mitady Tantely izay tena pure de faly indray izahay manolotra anao n...
11/07/2023

▫Miarahaba antsika namana🖐🏻

🔸Miel pure

🔴Ho anao ilay mitady Tantely izay tena pure de faly indray izahay manolotra anao ny tsara indrindra🥰, indrindra amin'izao vanimpotoana mangatsiaka izao indrindra🥰

👉🏻 Efa misy avoko na Ventiny ho anao ilay mitady ventiny🐝🐝, na ihany ko Ranony,,🐝🐝

👉🏻 Prix: 20000ar ny 1kg ary 20000ar ny 1litre

🔸Manao livraison ihany ko izahay, à partir ny 3000ar ny frais de livraison💚
👉🏻Marihana fa Mardi sy Vendredi izahay no manao livraison eto Tana ville,,

🔸Ko aza tara ary fa manampetra ihany ny vokatra tsika satria efa sarotra amin'ny olona izany mitady Tantely tena pur izany🙂

👉🏻Toerana misy anay: Antsahamamy Ankatso akaikin'ny Cite Jaune R+3,,

📞 Tel: 0386291345 na 0327109116

👍🏻De manasa anao mba hanisy j'aime ny page sy hi-partage izany amin'ny namantsika hafa ihany koa👍🏻

🙏🏻Mankasitra indrindra tompoko🥰

🔸Miarahaba antsika namana, mpanjifa hajaina ooo!!🔸Ho antsika ilay mila Tantely dia faly indray izahay manolotra ho anao ...
10/07/2023

🔸Miarahaba antsika namana, mpanjifa hajaina ooo!!
🔸Ho antsika ilay mila Tantely dia faly indray izahay manolotra ho anao indray ilay Tantely pure azo antoka👍🏻
🐝🐝Efa misy avokoa na ilay ventiny🐝🐝, ho anao izay mila an'izany,,,🐝🐝 na ihany koa ny ranony🐝🐝

🔶Prix: 20000ar/kg na 20000ar/L

🔴 Koa amin'izao vanim-potoana mangatsika izao indrindra dia tena ilaina ny manamafy ny hery fiarovana💪🏻,, afaka ampiasaina amin'ny lafinjavatra maro ny Tantely indrindra eo amin'ny lafin'ny FAHASALAMANA👍🏻
🔸Koa aza tara ary fa somary ifandrombahana izy ity ka sao de tsy mahazo anjara intsony ianao
🔸 Koa antsoy ny laharana 0386291345 na 0327109116 na 0331473309 raha mila fanazavana fanampiny na Mp,,

😁Mankasitraka eee!!!!😁😁

29/04/2023
🍯Tantely pur azo antoka tsara🍯👉🏻Miel Niaouli👉🏻Miel Grevelia👉🏻Miel Ecalyptus 👍🏻Manampy antsika bediabe amin'ny hery fiaro...
25/04/2023

🍯Tantely pur azo antoka tsara🍯

👉🏻Miel Niaouli
👉🏻Miel Grevelia
👉🏻Miel Ecalyptus

👍🏻Manampy antsika bediabe amin'ny hery fiarovana indrindra amin'izao andro efa somary mangatsiaka izao🐝
👍🏻Efficace pour l'infection de l'estomac et intestin,,
👍🏻Mampihena ihany koa ireo na ihany ko ny
👍🏻Manampy bediabe ihany ko amin'ny resaka ra toa ka mety mis naratra ianao na avy nodidina,

👍🏻Maro ny tombotsoa azontsika aminio👈🏻
👉🏻Koa aza misalasala ary manjifa fa betsaka no efa naita tombotsoa,

👉🏻Prix 20000ar/litre,, mandefa prix de gros ihany koa,
👉🏻Manao livraison partout

📞0386291345 na 0331473309 Mr Niaina na Mp
🔴Toerana Cité jaune AnkatsoII R+3 vert P002,,

❤Misaotra tompoko

🍯Efa miha mangatsiaka ny andro koa atanjaho ary ny hery fiarovana amin'ny fihinana tantely azo antoka tsara .👍🏻Natao ami...
24/04/2023

🍯Efa miha mangatsiaka ny andro koa atanjaho ary ny hery fiarovana amin'ny fihinana tantely azo antoka tsara .
👍🏻Natao amin'ny vidiny mirary mba hahafahan'ny rehetra misitraka izany .
🍯Miel Niaouli
🍯Miel ecalyptus
🍯Miel Grevelia
👍🏻Manao livraison manerana ny Nosy
📞033 14 733 09/ 038 62 913 45 Mr Niaina na Mp
👍🏻Prix :20 000Ar/litre
Manome prix de gros .
👉🏻Toerana Ankatso II Cité jaune R+3Vert, P002.
Misaotra tompoko .

🍯Tantely azo antoka .📞033 14 733 09 Mr Niaina
23/04/2023

🍯Tantely azo antoka .
📞033 14 733 09 Mr Niaina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miel pure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category