02/06/2026
Aody Madagasikara eee❤️
Salama ela be tsy nihaona fa variana nanome fahafahan-po ho anareo mpanjifa rehetra.
Raikitra ny lalao ka araho ny fitsipika ary dia ahazo fanomezana avy aty aminay ianareo💚
1.alefaso eto am commentaire ny sarin ireo asa nataonao tato aminay
2.Zarao am vondrona 02 ny pejy
3.Raha toa ka tsy mbola nanana fanaka vitanay ianao dia Zarainao am Vondrona 05 ny pejy ary ahazo fanomezana tsy ampoizina ianao❤️
Ndao ary ry Olombelona Mahomby rehetra.
NB. fepetra manankery hatramin 'ny faran ny volana Jona 2026.