Meal. Bienvenue sur Meal. Votre partenaire de vie qui assure la continuité de vos apports nutritionnels.

❤💚
07/06/2025

❤💚

🌸Pensée Positive 🌸     ́e
06/06/2025

🌸Pensée Positive 🌸

́e

🍗𝘗𝘳𝘰𝘵é𝘪𝘯𝘦 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘴𝘢𝘬𝘢𝘧𝘰🍗🔴Itanisa sakafo 6 fotsiny anisan'ny be protéine indrindra isika , ireto avy : 🥩𝐏𝐫𝐨𝐭é𝐢𝐧𝐞 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'...
05/06/2025

🍗𝘗𝘳𝘰𝘵é𝘪𝘯𝘦 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘴𝘢𝘬𝘢𝘧𝘰🍗

🔴Itanisa sakafo 6 fotsiny anisan'ny be protéine indrindra isika , ireto avy :

🥩𝐏𝐫𝐨𝐭é𝐢𝐧𝐞 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲
Morue séchée, Viande de boeuf, Calamar cuit...

🌿𝐏𝐫𝐨𝐭é𝐢𝐧𝐞 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐢𝐫𝐲
Soja, Lentille, Haricot rouge...

Mila protéine eo @ 𝟬,𝟴𝟯 𝗴/𝗸𝗴/𝗷 eo ny olona iray salama tsara eo amin'ny 60kg (Données ANSES 2007)

Mila mihoatran'io kosa ny protéine ilain'ny:

🤱Ny vehivavy bevohoka (3ème trimestre) sy ny mampinono
🧙‍♂️Ny zokiolona
🏃‍♂️Ny Mpanao fanatanjahatena mampiasa vatana na manao hazakazaka
🙇‍♂️ Ny marary na ny avy narary raha tsy manana aretin'ny voa
🙍‍♂️ Ny tratry ny stress maharitra

❌ Tsy tokony hiotran'ny 3g/kg/j kosa anefa fa mety mampisy olana ny taolana sy ny voa any aoriana any.
❌ Tsara lavitra kokoa mihinana Protéine avy amin'ny zava-maniry betsaka ,ny avy amin'ny biby kosa dia kelikely na amin'ny antonony (consommation avec modération)
❌Ny apport na protéine dia atao ny tontolon'ny andro izany hoe misy protéine ny sakafo maraina dia misy protéine ny sakafo atoandro

🍋Choisissez de prendre soin de votre santé. Choisissez de suivre notre page🍋
03/06/2025

🍋Choisissez de prendre soin de votre santé. Choisissez de suivre notre page🍋

⛰ Ankotran'ny sakafo, ilaina koa ny rivotra madio🌀 Vao mifoha vao maraina iny, miaina mafy tsara moramora, misintona riv...
02/06/2025

⛰ Ankotran'ny sakafo, ilaina koa ny rivotra madio

🌀 Vao mifoha vao maraina iny, miaina mafy tsara moramora, misintona rivotra amin'ny orona , aveo avoaka amin'ny vava moramora ny rivotra, mahitsy tsara ny vatana an!

Manampy be dia be izany amin'ny métabolisme ny sakafo ahazahoanao hery, sy oxygène hoan'ny atidoha.

Somary maka rivotra kely any ambanivohitra rehefa malalaka raha toa ka mipetraka eny amin'ny ville ianao na tsapa fa tsy madio mihitsy ny rivotra 😊😁

Faites quelques respirations profondes au réveil avec l'air aussi pure que possible 😊

Tongasoa tompoko eto amin'ny pejy ahitanao izay rehetra mahasoa momban'ny sakafo ara-pahasalamana mifanaraka amin'ny toe...
02/06/2025

Tongasoa tompoko eto amin'ny pejy ahitanao izay rehetra mahasoa momban'ny sakafo ara-pahasalamana mifanaraka amin'ny toe-batanao🥥🍉

---------------------------------------------------------------------------

Bienvenue sur notre page dédiée à une alimentation saine et équilibrée tout au long de la vie, afin de se protéger contre les maladies non transmissibles (AVC, cardiopathies, cancers, etc.). Attention, 40% au moins des maladies actuelles seraient en relation avec les habitudes alimentaires❗

Ce que nous mettons dans notre assiette influence bien plus que notre silhouette.🥣

Votre comportement alimentaire conditionne la façon dont vous vieillissez.

L'alimentation est la première des médecines

☘Vous souhaitez recevoir une alimentation saine, bien pensée et adaptée, livrée chez vous malgré un emploi du temps chargé ?
Vous êtes au bon endroit.☘

Objectifs : Amélioration de la qualité de vie en prévenant les maladies et augmentation de l'espérance de vie

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meal. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share