J&J Formation Melamine

J&J Formation Melamine Vous apprend à fabriquer tous les meubles en mélamine.

👋Miarahaba antsika nahatratra ny taona 2026 🎊Indreto indray ny rentrée manaraka :Lundi 05/01/26, 12/01/26, 19/01/26 et 2...
05/01/2026

👋Miarahaba antsika nahatratra ny taona 2026 🎊
Indreto indray ny rentrée manaraka :
Lundi 05/01/26, 12/01/26, 19/01/26 et 26/01/26 ho an'ny cours normal sy accéléré
Samedi 10/01/26, 17/01/26, 24/01/26 et 31/01/26 ho an'ny cours samedi
✅️ Inscription ouverte
📌 Ambohitrimanjaka
📝 Plus d'info en mp
📲 0385018661

05/01/2026
🎊✨️La J&J Formation mélamine vous souhaite une très belle année 2026.✨️🎊
01/01/2026

🎊✨️La J&J Formation mélamine vous souhaite une très belle année 2026.✨️🎊

🎊🎊Manimanitra promotion indray fa fety ny andro🎊🎊✅️Moins 50.000ariary ny frais de formation 🎁Mahazo cadeau surprise ny 1...
08/12/2025

🎊🎊Manimanitra promotion indray fa fety ny andro🎊🎊
✅️Moins 50.000ariary ny frais de formation
🎁Mahazo cadeau surprise ny 10 misoratra anarana voalohany 😯
🫰Nga zany ihany!! 😁 mandray mpianatra isan'andro izahay fa ts isan-kerinandro intsony 🥰
✨️Araraoty ary fa hatramin'ny 31/12/2025 ihany ireo rehetra ireo🎄🎊
Plus d'info en mp ou 📲 0385018661

💙💙💙 Promotion Manga be 😛 Manja kay ❤️❤️❤️✍️ fampianarana mora raisina📃 certificat ara-panjakana📢 fihenambidy -100.000ar ...
25/10/2025

💙💙💙 Promotion Manga be 😛 Manja kay ❤️❤️❤️
✍️ fampianarana mora raisina
📃 certificat ara-panjakana
📢 fihenambidy -100.000ar be izao ho an'izay manao inscription jusqu'au 31/10/25
🤩 Aza miandry ela intsony fa tongava misoratra anarana
Info sy inscription 📲 0385018661

🚨🚨 Eh oooo! Vonjivonjeo sao diso anjara🚨🚨Fihenambidy 50% be zao 👌eny oa 😲Mihena 50%  ny formation rehetra ato aminay hat...
20/08/2025

🚨🚨 Eh oooo! Vonjivonjeo sao diso anjara🚨🚨
Fihenambidy 50% be zao 👌eny oa 😲
Mihena 50% ny formation rehetra ato aminay hatramin'ny faran'ny volana‼️
Mp avy hatrany raha liana ianao
Toerana : Ambohitrimanjaka
📲 0385018661

♥️♥️♥️PROMOTION ST VALENTIN ♥️♥️♥️👨‍🏫Ho anareo izay mbola te hianatra rafitra mélamine nefa tsy manampotoana lava.🚶‍♂️👩‍...
06/02/2025

♥️♥️♥️PROMOTION ST VALENTIN ♥️♥️♥️
👨‍🏫Ho anareo izay mbola te hianatra rafitra mélamine nefa tsy manampotoana lava.
🚶‍♂️👩‍🦯Ndao hianatra par module eee!! 80.000ar/module mandritra ity volana febroary ity. 📅
😎Na mbola tsy nianatra mihitsy ary dia assurer fa mahay rehefa vita ny formation. 👍
🫰🫰Ka inona no andrasana?
✍️Manao inscription avant le 14/02/25 ianareo dia mahazo io tarifs na amin'ny fin février aza vao hianatra
📩Plus d'info : mp ou 📲038 50 186 61
👉Certificat ara-panjakana

👋Lasa iny ny volana janoary, fa ny promotion antsika mitohy ihany sady niampy ☺️👉20% de remise hatrany ho an'ny vehivavy...
01/02/2025

👋Lasa iny ny volana janoary, fa ny promotion antsika mitohy ihany sady niampy ☺️
👉20% de remise hatrany ho an'ny vehivavy 🥰
ary.....................................
👉10% de remise ho an'ny lehilahy
🚨Tongava misoratra anarana 🏃🏃‍♀️ fa voafetra ny toerana 🚨
📅Plus d'info en mp ou 📲038 50 186 61

🚨🚨Plus que quelques jours pour vous inscrire, ne ratez pas cette occasion🚨🚨👉 Remise de 20% pour les femmes🧑‍💼Possibilité...
22/01/2025

🚨🚨Plus que quelques jours pour vous inscrire, ne ratez pas cette occasion🚨🚨
👉 Remise de 20% pour les femmes
🧑‍💼Possibilité de recrutement pour 2 personnes
📌Lieu de formation à Ambotrimanjaka
📲 Contact : 038 50 186 61 ou mp

🚨Ho antsika vehivavy indray izao ny sehatra 🚨Ny J.J Formation Mélamine dia manao promotion 20% ho antsika vehivavy izay ...
21/01/2025

🚨Ho antsika vehivavy indray izao ny sehatra 🚨
Ny J.J Formation Mélamine dia manao promotion 20% ho antsika vehivavy izay tonga misoratra anarana amin'ity volana janoary ity 😍
Tsy vitan'izany ihany fa ho an'ireo 2 mahay indrindra ka mazoto dia omena asa amin'ny orinasa misehatra amin'ny rafitra mélamine 😲
Aiza intsony ny hahita koa araraoty ary, aza menamenatra, tongava misoratra anarana! ✍️
📌Toerana : Ambotrimanjaka
📲 info : 038 50 186 61 na mp

07/12/2024
07/12/2024

Address

Ambotrimanjaka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261385018661

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J&J Formation Melamine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to J&J Formation Melamine:

Share