TRANO Archi3D

TRANO Archi3D Construisons l'avenir, dès aujourd'hui.

Fantatra ve fa hanamora ny asa fanatanterahana ny projet anao ny hanaovanao mialoha ireto zavatra manaraka ireto?   . Ra...
04/08/2025

Fantatra ve fa hanamora ny asa fanatanterahana ny projet anao ny hanaovanao mialoha ireto zavatra manaraka ireto? .
Raha mahaliana anao izany, aza misalasala mantona fa vonona ny hanome fahafahampo anao izahay

Contact: 034 40 130 36

Hanomboka ny asa fanaganana tamboho 🏗. Ho antsika rehetra manana fikasana  dia aza misalasala fa ekipa vonona ny hanome ...
16/07/2025

Hanomboka ny asa fanaganana tamboho 🏗. Ho antsika rehetra manana fikasana dia aza misalasala fa ekipa vonona ny hanome fahafahampo izahay.

Contact: 034 40 130 36
mail: [email protected]
Adresse: Ambolokandrina prêt arrêt garage

26/06/2025
Promotion 🚨🚨 CLE EN MAIN amin’ity volana jona ityNoho ny fangatahan’ny be sy ny maro dia natao ity tolotra ity, ka fandr...
10/06/2025

Promotion 🚨🚨 CLE EN MAIN amin’ity volana jona ity
Noho ny fangatahan’ny be sy ny maro dia natao ity tolotra ity, ka fandriho dian'izao ny toerana fa kely sisa.

Villa 🏗🏠 "KANTO" nosafidina natao anarany

Refy: 10.88 x7.86 m
Ny efitra hita ao anatiny (salon avec cuisine à l’américaine, 03 chambres à coucher, salle d’eau commune, véranda)
📍64 millions ar (clé en main raha eto Tana)
Mbola misy ihany koa any modalité de paiement entina hanamora ny asa atao 😊.
( ⚠️tsy miantoka tany)

Contact: 034 40 130 36
Adresse: Ambololokandrina arrêt garage

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny ekipan’ny TRANOArchi3D. 🙏🙏.
08/06/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny ekipan’ny TRANOArchi3D. 🙏🙏.

Tsy étude na plans fotsiny no ataonay fa hatramin’ny mamadika ny nofinao ho lasa tena tena izy. Nofiso de ho tantehantsi...
06/06/2025

Tsy étude na plans fotsiny no ataonay fa hatramin’ny mamadika ny nofinao ho lasa tena tena izy. Nofiso de ho tantehantsika miaraka 🤝mba tsy ho sahirana ianao.Trano tsara horina sy mateza ho lova ny taranakao.

Ireto avy ny asa ataonay :


Contact : 034 40 130 36
Mal : [email protected]

Rehefa hatomboka ny asa 🚧 de tsy maintsy faranana. Eto izahay ekipan’ny 👷‍♂️ TRANO Archi3D dia vonona mandrakariva hanom...
04/06/2025

Rehefa hatomboka ny asa 🚧 de tsy maintsy faranana.
Eto izahay ekipan’ny 👷‍♂️ TRANO Archi3D dia vonona mandrakariva hanome fahafaham-po anareo mpanjifa.
Aza misalasala mametraka fatokisana aminay amin’ny asa manaraka ireto:

☎️: 0344013036
Adresse: Ambolokandrina arrêt garage

Faux plafond en placo
07/05/2025

Faux plafond en placo

⭐️ Offre clé en main ⭐️Promotion 🚨 Villa R+1 moderne avec terrasseSurface bâtie 93,52 m2Living, cuisine, salle à manger,...
24/04/2025

⭐️ Offre clé en main ⭐️
Promotion 🚨 Villa R+1 moderne avec terrasse
Surface bâtie 93,52 m2

Living, cuisine, salle à manger, garage ouvert, sdb collective, chbre parentale, (02) chbre à coucher, cage escalier et terrasse accessible semi-couverte. Délai: 4 mois. Infos 034 40 130 36 (whatsapp).

Toerana voasaina, trano voadinika. Rehefa hanorina ve de tsy aleo manorina ny tsara sy mateza ho an’ny ankohonanao? Mana...
04/04/2025

Toerana voasaina, trano voadinika.
Rehefa hanorina ve de tsy aleo manorina ny tsara sy mateza ho an’ny ankohonanao?

Manao ny Asa rehetra momban’ny tao trano izahay ka anisan’izany:
- PLAN 2D/3D ✍️
- DEVIS 💶
- RÉALISATION 🚧

📞: 0344013036 (Whatsap)
📧: [email protected]

🏚️🏚️Réhabilitation ➡️🏠🏠Sary 1️⃣ no lasa sary 2️⃣Rah mampitaha ireo sary roa ireo ianao dia inona ny mandalo ao an-tsaina...
14/03/2025

🏚️🏚️Réhabilitation ➡️🏠🏠
Sary 1️⃣ no lasa sary 2️⃣
Rah mampitaha ireo sary roa ireo ianao dia inona ny mandalo ao an-tsainao?
Soraty eo amin’ny commentaire ary.
Aza adino ni mi-abonné page mba hafahanao manaraka tsy tapaka ny tolotra Sy zava baovao.

dia tsy mitsahatra ny manome anao ny tsara indrindra hatrany

Ny service misy ato aminay:

- Etude, plans 2D/vue 3D, plans d’exécution
- Devis
- Réalisation (nouveau projet, réhabilitation, rénovation,…etc)
- Aménagement intérieur et extérieur,
- conseils et suivi de chantier sns

📞:0344013036
📧 : [email protected]

Address

53 Bis AMBOLOKANDRINA
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261344013036

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRANO Archi3D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TRANO Archi3D:

Share