ALU Mi-OM

ALU Mi-OM Menuiserie en Aluminium, Inox et Mélamine

Araraoty fa misy fona ny fihenam-bidy ato aminay fa aza tara ianareo mandritra ity Desambra ity! Hitanareo ao ny :Menuis...
12/12/2025

Araraoty fa misy fona ny fihenam-bidy ato aminay fa aza tara ianareo mandritra ity Desambra ity! Hitanareo ao ny :
Menuiserie en Aluminium
Menuiserie en Inox
Menuiserie en Mélamine
Fenêtre alu 230000Ar m²
Inox 220000Ar
Meuble mélamine 100000Ar
Koa aza misalasala ary miantso na manatona mivantana
Tél 0342258895
Whatsapp: +261342923785

Ny Asa Vita no hifampitsarana! Misaotra ny tompony t@fahatokisana na dia tsy eto Madagasikara aza izy! Vita tsara ny Cha...
02/11/2025

Ny Asa Vita no hifampitsarana!
Misaotra ny tompony t@fahatokisana na dia tsy eto Madagasikara aza izy!
Vita tsara ny Chantier


Eny hoa afaka ataonay daholo AluminiumInoxMelamine Aza misalasala miantso e! Vita indray cuisine Americaine
18/10/2025

Eny hoa afaka ataonay daholo
Aluminium
Inox
Melamine
Aza misalasala miantso e!
Vita indray cuisine Americaine

Vita soamantsara ny asa tany   faritry fianarantsoa.Mankasitra hatrany ireo mpanjifa Afaka mande faritany rehetra izahay
07/09/2025

Vita soamantsara ny asa tany faritry fianarantsoa.
Mankasitra hatrany ireo mpanjifa
Afaka mande faritany rehetra izahay

Eny hoa manao meuble rehetra Vita  ko nge izahay e!  Tongava mp na ety  Anosizato Andrefana Ampitan ny Jovena Io zao meu...
26/07/2025

Eny hoa manao meuble rehetra Vita ko nge izahay e!
Tongava mp na ety Anosizato Andrefana Ampitan ny Jovena
Io zao meuble mafatifaty kely 😊

Mankasitra anareo mpanjifa hatrany izahay ato  Mi-OM t@fahatokisana sy fanjifana, efa misokatra ihany koa ny Showroom va...
20/07/2025

Mankasitra anareo mpanjifa hatrany izahay ato Mi-OM t@fahatokisana sy fanjifana, efa misokatra ihany koa ny Showroom vaovao eo Antandrokomby na Coca anosizato Andrefana ampitan ny jovena! Feno meuble melamine ao ary afaka manao commande ihany koa.
Aza adino fa mbola mitohy fona ny promotion alu sy melamine an! 😊

Mankasitraka ireo efa nandrifa rehetra tato aminay fa tena hafa-po tanteraka ianareo. Ho anareo izay mbola tsy nandalo, ...
23/04/2025

Mankasitraka ireo efa nandrifa rehetra tato aminay fa tena hafa-po tanteraka ianareo.
Ho anareo izay mbola tsy nandalo, araraoty fa tena mahazo ny tsara ianareo no mora ihany koa.
Manao ny asa rehetra momban ny:
- Aluminium(fenetre, porte, assouflet...)
- Mur Rideau
- Volet Roulant(galva, alu)
- Inox( escalier, garde corps...)
- Melamine( meuble, cuisine...)
Misy fihenambidyb amzao fa mitongava malaky
Tél: 0337627887/0342258895
Whatsap:+261342923785

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALU Mi-OM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category