Plante vert

Plante vert Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Plante vert, Garden Center, Ambatofotsy ambalavao, Antananarivo.

Salama daholo o.Efa fotoana fambolena izao ,ato amin'ny plante vert no misy ireo karazana pommier, pechier, manguier, mu...
20/11/2023

Salama daholo o.
Efa fotoana fambolena izao ,ato amin'ny plante vert no misy ireo karazana pommier, pechier, manguier, muscat rouge/blanche, grenadine, poire, abricot ,citron , mandarine, avocatier
Misy n'y nain s'y ireo géant famboly amin'ny tany malalaka.
Ao ihany koa ireo zanakazo toy n'y acacia,ecalyptus, sapin
Plantes aromatiques isan_karazany .
0397523239 /mp
Manao livraison ,mandefa amin'ny faritra ihany koa
Manome niff/statt ho anao izay Mila maro

Salama daholo tompoko,Efa tonga ny fotoam_pahavaratra ty,ka ho anao zay mitady zanaka voankazo nain dia misy karazany ma...
29/10/2023

Salama daholo tompoko,
Efa tonga ny fotoam_pahavaratra ty,ka ho anao zay mitady zanaka voankazo nain dia misy karazany maro ato aminay :
Paiso petakorona ,abricot,clambur,nectarine,prune
Pommier karazany maro
Kaki fon'omby, kaki pomme,kaki carré
Voasary
Voaloboka moscat ,sy tsotra
Manga
Papay sôlô

Afaka manao livraison sy mandefa faritra

Lieu:ambatofotsy atsimondrano/0387523239

Bigonia fotsy  25mfg Mp rah mila oh
16/06/2022

Bigonia fotsy 25mfg
Mp rah mila oh

13/11/2021

H

Address

Ambatofotsy Ambalavao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plante vert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category