Airtchiry MADA TECH

Airtchiry MADA TECH SERVICE RAPIDE ET SECURISER
Vous étiez toujours occupé et vous n'avez pas le temps de trouver ce que vous avez besoin, nous somme la pour vous aidé.

-vente matériel de sécurité
-vente matériel de géolocalisation
-système d alarmes
-matériel informatique
-nouvelle technologie

BRUSHING 3EN1Idée cadeau fête de mère ,faly ery Neny raha mahazo an'ity ,manjamanja foana isan'andro ao atrano ihany dia...
28/05/2026

BRUSHING 3EN1

Idée cadeau fête de mère ,faly ery Neny raha mahazo an'ity ,manjamanja foana isan'andro ao atrano ihany dia vita ny volo

Puissance 9000watt
Brushing 3en1
Marque MOCO MAX

Prix:80 000ar

Contact:0381886465 ou Mp
Livraison possible
Boutique Analamahitsy Galana

ANTIVOL OU ALARME VOITURE   Maro ireo halatra pieces isakarazany amin'izao ka aleo hatrany mailo foana,Alarme ihany no t...
28/05/2026

ANTIVOL OU ALARME VOITURE

Maro ireo halatra pieces isakarazany amin'izao ka aleo hatrany mailo foana,Alarme ihany no tena azo antoka raha ho an'ny fiara na ho an'ny moto nao

Misy commande à distance
Maneno rehefa misy mikitika
Sensible tsara

Prix: 160 000ar fiara
65 000ar moto

Contact: 0381886465

Installation possible avec frais 30 000ar
Boutique Analamahitsy Galana

Tena ilaina be ity ho antsika mitaiza kely na mikarakara marary, BOULLOIRE rapide nefa sady THERMOS ihany koa,mitana haf...
27/05/2026

Tena ilaina be ity ho antsika mitaiza kely na mikarakara marary, BOULLOIRE rapide nefa sady THERMOS ihany koa,mitana hafanana be, amin' ilay mety aminao tsara👍
💥 BOULOIR THÉRMOS💥
👉 Amin' ilay qualité tsara
👉Mitazona hafanana tsara! ❗
👉1000W matanjaka tsara nefa tsy mandany courant

✅Vidiny Dia mirary :
2L : 55.000ar
2,5L: 65.000ar

🏠 ANALAMAITSY GALANA
☎️038 18 864 65
LIVRAISON POSSIBLE 🏍️

ASPIRATEUR BALAIHo avy ny fety,manararaotra kely ianao manadio ao atrano ao,mety aminao tsara ity Aspirateur ity,mandé f...
22/05/2026

ASPIRATEUR BALAI
Ho avy ny fety,manararaotra kely ianao manadio ao atrano ao,mety aminao tsara ity Aspirateur ity,mandé foana na tapaka aza ny jiro

✅Aspirateur rechargeable
✅afaka misikotra ambany latabatra,fandrina,Seza
✅mora apesaina sady tsy mandreraka
✅puissance 120watt
✅sady Aspirateur no Balai ihany koa an

Prix:75 000ar /85 000ar

Contact:0381886465
Livraison avec accessoire complet
Boutique Analamahitsy Galana

SONNERIE ÉLECTRIQUE Sonnerie vavahady, fianarana, na koa ho any orinasa Mitady SONNERIE matanajaka ve ianao Mitady sonne...
21/05/2026

SONNERIE ÉLECTRIQUE

Sonnerie vavahady, fianarana, na koa ho any orinasa
Mitady SONNERIE matanajaka ve ianao
Mitady sonnerie mazaka rano
Mety aminao ity
👉 sonnerie 220V
👉 sonnerie 1 ton
👉 tena matanajaka be
PRIX :
✅ 100mm: 60 000ar
✅ 150mm: 130 000ar
✅ 200mm: 150 000ar

Contact:0381886465
Livraison Tana et Province
Boutique Analamahitsy Galana

CAMÉRA AMPOULE 360°HO ANTSIKA ILAY MITADY CAMÉRA DISCRET, AFAKA ATAO TSARA NY MAMPIASA ITY CAMÉRA ITY :DEPOT, CHAMBRE, B...
21/05/2026

CAMÉRA AMPOULE 360°

HO ANTSIKA ILAY MITADY CAMÉRA DISCRET, AFAKA ATAO TSARA NY MAMPIASA ITY CAMÉRA ITY :DEPOT, CHAMBRE, BUREAU,SNS
➡ Caméra avec zoom 360°
➡ Surveillance discret
➡ Avec vision nocturne
➡ Enregistrement vidéo et son par carte SD, mazaka hatramin'ny 64go( non inclus)
➡ Misy détecteur de mouvement, éclairage
Prix : 160 000ar
120 000ar
Livré avec Accessoire : douille, cheville et vis
☣ Materiel assuré, neuf sous carton

🏠 MADA TECH ANALAMAITSY
LIVRAISON POSSIBLE 🏍️
Contact:0381886465

DETECTEUR DE FUMÉ      Hai-trano etsy hai-trano eroa,azo sorohana tsara anefa izany rehefa mampiasa detecteur de fumé ia...
21/05/2026

DETECTEUR DE FUMÉ

Hai-trano etsy hai-trano eroa,azo sorohana tsara anefa izany rehefa mampiasa detecteur de fumé ianao

✅detecteur autonome
✅mande pile sans FIL
✅mampandre avy hatrany vô misy setroka fotsiny aza
✅sensible tsara

Prix:60 000ar /80 000ar

Contact:0381886465
Boutique Analamahitsy Galana
Livraison Tana et Province

SOUPIÈRE CERAMIC 3PIECESAfaka atao cadeau fête de mère ihany koa ireto SOUPIÈRE matevina be ireto an    3pieces matevina...
21/05/2026

SOUPIÈRE CERAMIC 3PIECES
Afaka atao cadeau fête de mère ihany koa ireto SOUPIÈRE matevina be ireto an

3pieces matevina tsara
Mitazona hafanana ihany koa
Tsy Mora vaky

Prix:55 000ar
65 000ar

Contact:0381886465
Boutique MADA TECH ANALAMAHITSY
Livraison et expedition en province

JUMELLE BINOCULAIRETena manampy be ireto jumelle ireto eo amin'ny sehatra arak' asa na fianarana ihany koa   Longue Port...
20/05/2026

JUMELLE BINOCULAIRE

Tena manampy be ireto jumelle ireto eo amin'ny sehatra arak' asa na fianarana ihany koa

Longue Porté
Afaka zomena
Materiel neuf
Qualité vrai

Prix:165 000ar/185 000ar/200 000ar

Contact:0381886465
Livraison possible
Boutique Analamahitsy Galana

LAMPE FAUX CAMÉRAAzonao atao tsara ny mampiasa ity Lampe faux camera ity raha mbola tsy mahavidy Caméra tena izy ianao ✔...
19/05/2026

LAMPE FAUX CAMÉRA

Azonao atao tsara ny mampiasa ity Lampe faux camera ity raha mbola tsy mahavidy Caméra tena izy ianao

✔amin'ilay atahoran'ny mpangalatra tsara mihitsy
✔misy detecteur de movement
✔lampe Solaire
✔waterproof

Prix:45 000ar /65 000ar

Contact :0381886465
Livraison Tana et province
Boutique Analamahitsy GALANA

FILTRE À EAUMba ho azo antoka tsara ny rano ampiasaina ao atrano ao dia tsara raha mampiasa ity FILTRE ity foana   Marqu...
19/05/2026

FILTRE À EAU
Mba ho azo antoka tsara ny rano ampiasaina ao atrano ao dia tsara raha mampiasa ity FILTRE ity foana

Marque TRUST
Capacité 14L
Vaovao sous carton

Prix:75 000ar

📞contact:0381886465 ou Mp
Livraison et expedition en province
Boutique Analamahitsy Galana

Address

LOT II N 174 Bis V ANALAMAHINTSY
Antananarivo
101

Telephone

+261343559495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Airtchiry MADA TECH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Airtchiry MADA TECH:

Share