13/05/2024
⚠️🔴INONA AVY IREO DINGANA ARAHANA SY TSARA HO FANTATRA RAHA HANAO
TRANO? 🏠👷
✍️Mila manana tany :
• Tsara raha manomana "budget" hividianana tany raha toa ka mbola tsy manana ianao.
✍️Manantona mpanao trano manana traikefa manokana:
• Aleo manankina ny asa amin'ny "teknisianina matihanina sy efa za-draharaha mba hialana mety ho tsy fahatomombanana mandritra na aorian'ny asa fanorenana
🎯Tahaka ny ekipan'ny Kaïros Konstructions, dia efa manana izay kalitao rehetra izay, manomboka @ "conception" ka hatramin'ny "réalisation clé en main".
✍️Miditra amin'Ilay dingana fanamboarana Ilay tranonao :
• Midina hifotony mijery ny "nature" sy ny "faisabilité" an'ilay trano ahorina eo taninao izahay
• Manao plan 3D : Zarainao aminay ilay hevitrao, dia izahay no mamoaka azy an-tsary 3D
• Manao devis : Omenay anao ireo "matériaux" ampiasaina sy ny tombam-bidiny tsirairay
✍️Miditra amin'ny "signature de contrat de construction"
✍️ Karakarainay ihany koa ny "Permis de construction" : izay efa tafiditra ao amin'ny "prestations"-nay 👌
✍️Antomboka ilay asa arak'izay "budget" misy eo am-pelatànanao
⚠️Tsy voatery hoe tsy maintsy manana "budget complet" akory ianao vao afaka hanomboka asa fa afaka atomboka tsikelikely
✍️Mila arahanao ihany koa ny fivoharan'ny asa :
👉Mila mitsidika matetika ilay "chantier" ianao
✍️Vita ilay tranonao :
⚠️Mbola afaka manitsy izay tsy mahafa-po anao izahay (maimaim-poana).
🙏Aza misalasala ary miantso anay :
📱034 09 865 04 [ sy WhatsApp ]
📧 [email protected]
Études techniques, Réalisation de plan 3D, Conception et réalisation de tous types de projet : construction neuve, rénovation.