09/05/2025
🎉Dimy taona sahady ISA Solutions ! 🎉 Raha izahay no toy izao dia noho ianareo...
🤩 Mba ho fankasitrahana anareo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy dia hisy lalao manomboka izao ka hatramin'ny 18 may 2025 eto amin'ny pejy. Fanomezana telo 🎁 🎁 🎁 no ho atolotra antsika amin’izany.
Toy izao ary ny fizotry ny lalao :
1️⃣ Raha mbola tsy mpanaraka ny pejy ianao dia mi-s'aboneva aloha 😊
2️⃣ Mi-mentionner namana 5 na mihoatra en commentaire
3️⃣ Mi-partager an'ilay publication amin’ny mur-anao
4️⃣ Izay commentaire telo mahazo réactions betsaka indrindra no mandresy!
Mirary soa, fahasalamana sy fitahian’Andriamanitra ho antsika rehetra 🙏
---------------------------------------------
🎉 ISA Solutions fête ses 5 ans ! 🎉Si nous sommes toujours là aujourd’hui, c’est en grande partie grâce à vous💙
🤩 Pour vous remercier, chers clients et abonnés, nous organisons une petite animation sur la page jusqu’au 18 mai 2025 !
🎁🎁🎁 Trois cadeaux seront offerts aux gagnants !
Voici les règles du jeu :
1️⃣ Si vous ne suivez pas encore notre page, abonnez-vous d'abord😊
2️⃣ Mentionnez au moins 5 amis en commentaire
3️⃣ Partagez cette publication sur votre mur
4️⃣ Les 03 commentaires ayant remplis ces conditions et qui recevront le plus de réactions seront déclarés gagnants !
Que Dieu nous accorde à tous la santé et la prospérité 🙏