QSR Madagascar

QSR Madagascar Abonnez-vous à la page pour plus d'inspirations pour vos futures ou vos constructions en cours. :)

Fa maninona no sady asiana colonne de do**he no asiana baignoire anaty do**he ?Amin'izay rehefa misy fotoana dia afaka m...
03/05/2026

Fa maninona no sady asiana colonne de do**he no asiana baignoire anaty do**he ?

Amin'izay rehefa misy fotoana dia afaka milona rano, manao bain. Amin'ny andavan'andro maika lava kosa dia manao do**he amin'ny colonne de do**he.
Ary izay no ilaina ny baignoire acrylique, mitovy matière amin'ny receveur de do**he. Tsy malama be ka azo hijoroana tsara.

Ny tolotra manokana amin'ny herinandro dia combo colonne de do**he + baignoire : 799.000Ar izy 2 miaraka au lieu de 854.000Ar.

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Ankoatran'ny entana dispo de suite en magasin dia raha te hanana accessoires miavaka ianao dia afaka manafatra izany ho ...
03/05/2026

Ankoatran'ny entana dispo de suite en magasin dia raha te hanana accessoires miavaka ianao dia afaka manafatra izany ho anao izahay.

Ireto robinet ireto izao azonao commandina ato aminay.

Conditions : 80% d'acompte
Délai : 2mois (par bateau)

Misokatra hatramin'ny 5ora hariva hatrany ny magasin na Sabotsy aza.📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivan...
02/05/2026

Misokatra hatramin'ny 5ora hariva hatrany ny magasin na Sabotsy aza.

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Afaka manafatra ireto lavabo sur pied miavaka ireto ato aminay ihany koa ianareo orinasa te hanana touche miavaka hatran...
02/05/2026

Afaka manafatra ireto lavabo sur pied miavaka ireto ato aminay ihany koa ianareo orinasa te hanana touche miavaka hatrany amin'ny toilette visiteur.

Ny kojakoja hafa rehetra ihany koa dia azonao afarana amin'ny QSR Import Madagascar. Na fitaovana restauration, machinerie industrielle, fournitures....

⚠️ Tapitra anio ireto promo ao amin'ny commentaire ireto ⚠️
02/05/2026

⚠️ Tapitra anio ireto promo ao amin'ny commentaire ireto ⚠️

Tapitra anio ny promo 620.000Ar au lieu de 699.000Ar amin'ity WC blanc carré moderne ity.Tapitra anio ihany koa ny promo...
02/05/2026

Tapitra anio ny promo 620.000Ar au lieu de 699.000Ar amin'ity WC blanc carré moderne ity.
Tapitra anio ihany koa ny promo 499.000Ar au lieu de 555.000Ar amin'ilay colonne de do**he.
Carreau sol anti-dérapant modèle rustique mihaja : 37.500Ar/m2

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Misokatra ny fandraisana commande amin'ireo karazana pièces rares nandalo teto aminay ka tsy dispo intsony izao. Ho aver...
01/05/2026

Misokatra ny fandraisana commande amin'ireo karazana pièces rares nandalo teto aminay ka tsy dispo intsony izao. Ho averina alefa ao amin'ny commentaire ihany izy ireo. Ary anisan'izany ity colonne de do**he encastrée au plafond ity.

2mois ny fahatongavan'ny entana ka misy afaka hanomananao dieny izao ny fidirana finition raha mbola any amin'ny gros oeuvre ianao.

Acompte 80% hatrany ny fanaovana commande.
Mandray facture ianao.
Ary tsy voatery manantona magasin fa afaka en ligne ny fanaovana commande dia paiement par mobilemoney ary raisina amin'ny mp ny facture.

37.500Ar ny m2 amin'ity carreaux style rustique ity.✅ Mety atao amin'ny chambre à coucher ✅ Mety salon✅ Mety do**he📍Toer...
01/05/2026

37.500Ar ny m2 amin'ity carreaux style rustique ity.

✅ Mety atao amin'ny chambre à coucher
✅ Mety salon
✅ Mety do**he

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

WC - carreaux mur et sol dispos ✅Dispo avokoa ireo ✅Misokatra hatramin'ny 5ora hariva ny magasin anio Zoma 01 May. 📍Toer...
01/05/2026

WC - carreaux mur et sol dispos ✅

Dispo avokoa ireo ✅
Misokatra hatramin'ny 5ora hariva ny magasin anio Zoma 01 May.

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Proposition combinaison carreau mur/sol pour do**he indray. Dispo avokoa ireo ✅Misokatra hatramin'ny 5ora hariva ny maga...
01/05/2026

Proposition combinaison carreau mur/sol pour do**he indray.

Dispo avokoa ireo ✅
Misokatra hatramin'ny 5ora hariva ny magasin anio Zoma 01 May.

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Na carrelage mural vert na ton bois na gris na bleu dia mety foana amin'ny WC blanc.Dispo ity WC blanc moderne ity📍Toera...
01/05/2026

Na carrelage mural vert na ton bois na gris na bleu dia mety foana amin'ny WC blanc.

Dispo ity WC blanc moderne ity

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

⚠️ 2pièces indray sisa no dispos amin'ity modèle WC blanc tiantsika be ity ⚠️📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alar...
01/05/2026

⚠️ 2pièces indray sisa no dispos amin'ity modèle WC blanc tiantsika be ity ⚠️

📍Toerana tokana ahitana anay : Magasin Alarobia Ivandry ampitan'ny CENI/Stade Alarobia
🕗 Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva
🚛 Livraison eraky Mada
☎️ 038 44 425 00

Address

Ivandry En Face Stade Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when QSR Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share