Millã Boutique

Millã Boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Millã Boutique, Home improvement, tana ville, Antananarivo.

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vonjy Fanaperana, Sarobidy Fanatenana

Efa ho avy ny Antsaramanitra ry reto an !!😍🥰Tsy ho diso anjara  ny ankizy na isika ray aman-dreny rehetra  😉🤩Misy azo is...
12/06/2024

Efa ho avy ny Antsaramanitra ry reto an !!😍🥰
Tsy ho diso anjara ny ankizy na isika ray aman-dreny rehetra 😉🤩
Misy azo isafidianana tsara ary misy fihenam-bidy ho an'ireo izay maka maro (+30)
Aza tara ary fa efa kely sisa ny arendrina an

Andao isika hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬

Andao isika hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬Efa manomboka ny fanjifana ho anareo izay mbola hivarotra, na haka maro ,ianareo ...
02/05/2024

Andao isika hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬

Efa manomboka ny fanjifana ho anareo izay mbola hivarotra, na haka maro ,ianareo orinasa , sekoly ,mpandraraha maro mirary hatrany ,

Manomboka 600 ar dia efa mahazo miditra mp na KOA miantso ny 0346526306

Efa akaiky ny fety dia ndao mba mikarakara vatana indridra isika vehivavy. Gamme botox protéine brésilien : sérum + masq...
22/03/2024

Efa akaiky ny fety dia ndao mba mikarakara vatana indridra isika vehivavy.

Gamme botox protéine brésilien : sérum + masque

🌸Manalefaka be ny volo
🌸Manamafy, mampijanona ny fihitsanany volo
🌸Manalava ny volonao
🌸Mampagirana volo, mitsabo ny volo simban fera
🌸Mety rehetra

Lotion Vitamine C

🌸Manafotsy ny vatana
🌸100% authentique
🌸Manala ny maintimainty @ vatana rehetra

Protéine botox anti chute

🌸Manalava volo
🌸Mitsabo tsara ny volonao
🌸Mampijanona ny fihitsanana vola

Mbola maro ireo produits ikarakarana ny vatana

Crème + savony hip up : mangeza doudousy, fe, ranjo....

Crème + savony mampihena : mandoro ny tavy izay faritra tinao

Manao livraison izahay

PROTÉINE BOTOX !!!! 😊😊Fampiasan'ny mpanao volo professionnel🌸Manalefaka be ny volo 🌸Manamafy, mampijanona ny fihitsanany...
11/03/2024

PROTÉINE BOTOX !!!! 😊😊Fampiasan'ny mpanao volo professionnel

🌸Manalefaka be ny volo
🌸Manamafy, mampijanona ny fihitsanany volo 😊
🌸Manalava ny volonao ❤
🌸Mampagirana volo, mitsabo ny volo simban fera

Masque mayonnaise curly

🌸Manalefaka ny volo sy mapangirana tsara
🌸Mitsabo ny volo simban'ny fera
🌸Mapivaoka tsara ny boucle 😊

Lotion Vitamine C

🌸Manafotsy ny vatana
🌸100% authentique
🌸Manala ny maintimainty @ vatana

Mp izay liana 😊

🌸Crème hip up manabe doudousy, mapiakatra sy mapitombo : 15.000 ar ( miaraka @ savony )🌸 Crème manena : manala sy mandor...
09/03/2024

🌸Crème hip up manabe doudousy, mapiakatra sy mapitombo : 15.000 ar ( miaraka @ savony )
🌸 Crème manena : manala sy mandoro ny tavy ( graisse) mapihena ny kibo 😍 17.000 ar ihany

🚖Livraison disponible

Lotion vitamine C Manadio sy manalefaka ny hoditra  Manafotsy sy manome aina ny hoditrao ihany koaPrix 16.000 arCapital ...
28/02/2024

Lotion vitamine C
Manadio sy manalefaka ny hoditra
Manafotsy sy manome aina ny hoditrao ihany koa

Prix 16.000 ar

Capital soleil de Vichy laboratoire
Crème solaire 50+

Prix 15 000 ar (Livraison gratuit Tana)

Bonnet satin miaro ny volo tsy ho simbaBrosse curly sady demelant ihany koa, mampisy volume ny volo manify 😉Masque Roush...
22/02/2024

Bonnet satin miaro ny volo tsy ho simba
Brosse curly sady demelant ihany koa, mampisy volume ny volo manify 😉
Masque Roushun ilay mampa curly sy frisée tsara ny volo
Masque traitement cheveux Enzo et Keratin
Prix sur chaque image

Salama oh 😊Maro isika no nangataka anty produit ty ka indro ara SHAMPOING +Sérum  😊 Ho anao izay te hanana volo lava na ...
22/02/2024

Salama oh 😊

Maro isika no nangataka anty produit ty ka indro ara SHAMPOING +Sérum 😊 Ho anao izay te hanana volo lava na lany ny volo ❤😉

🌸Vita izay manampy volo
🌸Mapaniry sy mapatevina ny volo

Prix Shampoing : 10000 ar
Prix sérum : 8.000 ar

Address

Tana Ville
Antananarivo

Telephone

+261346526306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Millã Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share