Capri’s time

Capri’s time Vous voulez goûter des trucs de ouf? ��
Bravooo � Vous êtes au bon endroit �
Nous sommes une vente en ligne de tout ce qui est délicieux �� Abonnez-vous �

Salama eeh 🥰 Iza koa ny team mpankafy cassoulet ato ooh? Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso raha mahalian...
18/03/2026

Salama eeh 🥰 Iza koa ny team mpankafy cassoulet ato ooh?

Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso raha mahaliana anao ny tolotra cantine ato aminay

📱034-12-398-25

18/03/2026

Je fête mes 5 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Salama eeeh! inona indray ny tolotra tianareo ataonay? Hatreto aloha abonnement/contrat foana no ataonay satria raha vao...
16/03/2026

Salama eeeh! inona indray ny tolotra tianareo ataonay? Hatreto aloha abonnement/contrat foana no ataonay satria raha vao tsy réutilisable ilay barquettes sy couverts dia lasa mividy lafo ianareo ☺️

Afaka manatona mivantana izahay raha mitady cantine ny orinasa misy anareo ☺️

📱034-12-398-25

Salama eeeh ☺️ Offre androany mahazo REMISE BE 🥃🔥 Raha maka 5 bouteilles = 110.000 Ariary + 1 cadeau PM plastique 25cl (...
14/03/2026

Salama eeeh ☺️ Offre androany mahazo REMISE BE 🥃🔥 Raha maka 5 bouteilles = 110.000 Ariary + 1 cadeau PM plastique 25cl (au lieu de 125.000 Ariary)

Aza tara ary fa vitsivitsy ny stock hisafidianana 🔥🔥🔥

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Hello ☺️ Week-end vibes!!! Andao asiana promo be ity week-end ity amin’izay mahazo daholo eh! Mandalo ihany fa araraoty ...
13/03/2026

Hello ☺️ Week-end vibes!!! Andao asiana promo be ity week-end ity amin’izay mahazo daholo eh! Mandalo ihany fa araraoty

🥃 Rhum arrangé: mividy 1 = mahazo 1 PM
🥃 Ballantine’s 1L authentique = Big promo 160.000 Ariary
🥃 Chivas 12 ans 75cl authentique = Big promo 175.000 Ariary
🥃 Chivas 13 ans 1L authentique et rare avec étui = Big promo 300.000 Ariary

📱034-12-398-25/Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Salama harivariva eh ☺️ Mandray commande sandwich charcuterie-oeuf ho an’ny rapitso oh ☺️ 10.000 Ariary efa miaraka amin...
10/03/2026

Salama harivariva eh ☺️ Mandray commande sandwich charcuterie-oeuf ho an’ny rapitso oh ☺️ 10.000 Ariary efa miaraka amin’ny jus naturel

✔️ Commande 1 andro mialoha hatrany svp, manao livraison en sus

Salama eeeh ☺️ Ny sakafonareo abonnés ato aminay anie ka tsy voatery vary sy laoka ihany eh ☺️ Eto izao dia salade russe...
04/03/2026

Salama eeeh ☺️ Ny sakafonareo abonnés ato aminay anie ka tsy voatery vary sy laoka ihany eh ☺️ Eto izao dia salade russe matsiro kely no naterina 😋🤤

Cantine d’entreprise/fikambanana/olon-tsotra…Rehefa mahafeno 7 fotsiny ianareo ka anaty zone de livraison anay dia tamy izahay sy ny sakafo matsiro kely

⭕️ Tsy manatitra 1 andro fotsiny fa sous-contrat/ moyen na long terme ihany (Un mois minimum) ⭕️

📱034-12-398-25

Salama eeeh! Ho anareo te haka en gros satria mbola hivarotra dia aza misalasala miditra MP fa omeko ny andinindininy ☺️...
03/03/2026

Salama eeeh! Ho anareo te haka en gros satria mbola hivarotra dia aza misalasala miditra MP fa omeko ny andinindininy ☺️ Izay haka en détails kosa dia Rhum arrangé, punch ary eau de vie no dispo ato 🥃🥂

25.000 sy 30.000 Ariary hatrany ary mahazo remise kely raha maka +6 bouteilles

• À base de vanille
• À base de gingembre
• À base de cannelle
• …

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus à partir de 4.000 Ariary

🌭🥤 SANDWICH JAMBON FROMAGE 🥤🌭Coucou ☺️ Mandray commande hatrany izahay oooh (1 andro mialoha foana ny commandetsika aloh...
25/02/2026

🌭🥤 SANDWICH JAMBON FROMAGE 🥤🌭

Coucou ☺️ Mandray commande hatrany izahay oooh (1 andro mialoha foana ny commandetsika aloha hatreto) 🌭

• 10.000 Ariary fotsiny dia mahazo sandwich + jus matsiro kely fa aza tara ☺️🥤🌭

Mandray commandes SANDWICH + JUS ho an’ny rapitso aho ooh ☺️ Ireto ny dispo• Double charcu-fromage (Jambon-mortadelle-fr...
24/02/2026

Mandray commandes SANDWICH + JUS ho an’ny rapitso aho ooh ☺️ Ireto ny dispo

• Double charcu-fromage (Jambon-mortadelle-fromage)

• Jambon-fromage

• Charcu-fromage (Mortadelle- fromage)

• Oeuf-fromage (Fromage- Oeuf dur)

• Fromage

🌭 10.000 Ariary daholo izay safidinareo
🌭 18.000 Ariary si offre Duo
🌭 22.000 Ariary si offre trio économique (kelikely kokoa ny ingrédients anatiny)

🥤 Efa miaraka amin’ny jus naturel 🥤

MP avy hatrany ary eeh ☺️

Salama eeeh! Elaela tsy no-publiéko izy ireto fa mbola misy foana anh! Ataotsika promo izy ity herinandro ity mandra-pah...
24/02/2026

Salama eeeh! Elaela tsy no-publiéko izy ireto fa mbola misy foana anh! Ataotsika promo izy ity herinandro ity mandra-pahalany ny stock

🎁 Pack 3 punch = 78.000 Ariary (au lieu de 90.000 Ar) 🎁

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Salama eeeh ☺️ Ilay mahavoaray retour toy izao tena mahafaly be anay sady mampiakatra motivation be foana hoa eh 😍😍😍 Man...
20/02/2026

Salama eeeh ☺️ Ilay mahavoaray retour toy izao tena mahafaly be anay sady mampiakatra motivation be foana hoa eh 😍😍😍 Mankasitraka be dia be ry reto anh 🙏

Ho an’izay manao commandes amin’iny axe Analakely sy Antsahavola iny entre Midi et 13h dia 3.000 Ariary ny frais de livraison isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Zoma (au lieu de 4.000 Ariary) 🎁

• Pack solo: 10.000 Ariary
• Pack duo: 18.000 Ariary
• Pack trio économique: 20.000 et 22.000 Ariary

🌭 Sandwich Charcu-fromage
🌭 Sandwich double charcu-fromage
🌭 Sandwich au poulet
🌭 Sandwich poulet-fromage
🌭 Sandwich poulet-charcu-fromage
🌭 Sandwich au fromage
🌭 Sandwich oeuf-fromage

Misy jus naturel daholo ny pack sandwich rehetra 🌭🍹

Commande 1 andro mialoha foana svp 🙏 MP avy hatrany ary eeeh

Address

Antananarivo

Telephone

+261341239825

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Capri’s time posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Capri’s time:

Share