Mitia Orchidée

Mitia Orchidée Pejy iray hizarako aminao ny fitiavako ny orchidée. Zarazarao raha tianao. Am-pitiavana !

🇲🇬 Gasy ka manja eee ! 🇲🇬
29/09/2024

🇲🇬 Gasy ka manja eee ! 🇲🇬

👋 Salama ô ! 🥰 Ela be tsy hita ! 🙂 Ie ! 📸  Tsy nanao pub mihitsy aloha fa naleo natambatra ho amboaran-tsary iray ireo o...
25/09/2024

👋 Salama ô ! 🥰 Ela be tsy hita !

🙂 Ie ! 📸 Tsy nanao pub mihitsy aloha fa naleo natambatra ho amboaran-tsary iray ireo orchidées namelana tato ho ato.

😉 Mijere finaritra ô !

👋 Salama daholo ô ! ➡️ Mizara sary indray aloha ! ➡️ Mitohy mamelana ny sabots de Vénus ato. ➡️ Dia misy coelogyne kely ...
12/05/2024

👋 Salama daholo ô ! ➡️ Mizara sary indray aloha ! ➡️ Mitohy mamelana ny sabots de Vénus ato. ➡️ Dia misy coelogyne kely mamelana koa ato.

😉 Mazotoa mikarakara ô ! 🙏

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !🤩 Nanome 𝒑𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 ihany ilay 𝒄𝒚𝒎𝒃𝒊𝒅𝒊𝒖𝒎 efa tsy nantenaina intsony.👉 Ilay « reniny » moa (io amin’ny sa...
23/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

🤩 Nanome 𝒑𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 ihany ilay 𝒄𝒚𝒎𝒃𝒊𝒅𝒊𝒖𝒎 efa tsy nantenaina intsony.

👉 Ilay « reniny » moa (io amin’ny sary io) dia novidiako tato amin’ny Facebook. 👉 Ilay izy moa izany nojerena ety ambony hoe maitso sy salama tsara. 😱 Rehefa nojerena ny fakany dia efa simba ny ankabeazany, efa lo satria diso notondrahana be loatra tany amin’ilay mpivarotra azy.

✅ Nataoko rempotage, novaiko ny substrat. ⚠️ Tsy notondrahako mihitsy fa juste pulvérisation tsindraindray. ➡️ Teo amin’ny 3 volana teo izay foana no nataoko.

👍 Izao izy efa misy pousse vaovao izao vao hotondrahako araka ny tokony ho izy amin’izay : izany hoe in-dray mandeha isakerinandro.

😉 Hozaraiko eto ihany ny fivoarany.

👍 Mazotoa mikarakara daholo ô !

17/04/2024

😍 Kanto ery anie izy izany e! 🤔 Fa raha eto amintsika 🇲🇬 izao, indray alina dia manjavona..😭

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !🥰 Nisy vao mamelana indray ato ny 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬. 📷 Tsy haritro fa hoy aho hoe : aleo ianareo manao photo de...
17/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

🥰 Nisy vao mamelana indray ato ny 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬. 📷 Tsy haritro fa hoy aho hoe : aleo ianareo manao photo de groupes kely aloha. 😅

😉 Mbola misy hafa efa en boutons ato fa miandry kely.

😉 Mazotoa mikarakara daholo ô ! 🙏

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒐̂ !🥰 Ny 𝐜𝐲𝐦𝐛𝐢𝐝𝐢𝐮𝐦 dia an’isan’ny orchidées tiako indrindra. Mora karakaraina kely izy itony ary ny felany dia ...
14/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒐̂ !

🥰 Ny 𝐜𝐲𝐦𝐛𝐢𝐝𝐢𝐮𝐦 dia an’isan’ny orchidées tiako indrindra. Mora karakaraina kely izy itony ary ny felany dia tsara be ery.

📸 Ito zaraiko an-tsary ito ny cymbidium mamelana ato amin’izao.

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒐̂ !🥰 Mirary tontolo andro soa ho anao eee !📸 Mizara sary indray aloha. Izy no sabot de 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭 𝐝𝐞 𝐕𝐞́𝐧𝐮𝐬 faharoa...
14/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒐̂ !

🥰 Mirary tontolo andro soa ho anao eee !

📸 Mizara sary indray aloha. Izy no sabot de 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭 𝐝𝐞 𝐕𝐞́𝐧𝐮𝐬 faharoa mamelana ato.

😉 Mazotoa mikarakara daholo ô !

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !😍 Manomboka mivelatra ity angraecum superbum ity. Kanto ery !😉 𝑴𝒂𝒛𝒐𝒕𝒐𝒂 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !
12/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

😍 Manomboka mivelatra ity angraecum superbum ity. Kanto ery !

😉 𝑴𝒂𝒛𝒐𝒕𝒐𝒂 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !😍 Ela ny ela fa mamelana indray ity 👉 𝑬𝒓𝒆𝒔𝒂𝒏𝒕𝒉𝒆 𝑯𝒆𝒏𝒓𝒊𝒄𝒊𝒊 👈 ity. 😓 Indrisy fa bouton 1 ihany no nivel...
10/04/2024

👋 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

😍 Ela ny ela fa mamelana indray ity 👉 𝑬𝒓𝒆𝒔𝒂𝒏𝒕𝒉𝒆 𝑯𝒆𝒏𝒓𝒊𝒄𝒊𝒊 👈 ity. 😓 Indrisy fa bouton 1 ihany no nivelatra fa ny ambiny nihintsana daholo. 😇 Fa tsy maninona izany. 🔍 Hojerena akaiky izy manomboka izao amin’izay mba mamelana betsaka amin’ny herintaona.

😉 𝑴𝒂𝒛𝒐𝒕𝒐𝒂 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒐̂ !

👋 Salama daholo ô !😍 Fifaliana ho ahy ny mizara aminareo ireo sary vitsivitsy ireto.👉 Izy no 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭 𝐝𝐞 𝐕𝐞𝐧𝐮𝐬 mamelana voa...
06/04/2024

👋 Salama daholo ô !

😍 Fifaliana ho ahy ny mizara aminareo ireo sary vitsivitsy ireto.

👉 Izy no 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭 𝐝𝐞 𝐕𝐞𝐧𝐮𝐬 mamelana voalohany amin’ity taona 2024 ity.

❤️ Ankafizo e !

👋 Salama ô ! 📷 Mizara sary vitsivitsy indray. 📷 Sarin’ireo orchidées izay tokony hamelana afaka herinandro vitsivitsy. 😅...
28/03/2024

👋 Salama ô !

📷 Mizara sary vitsivitsy indray. 📷 Sarin’ireo orchidées izay tokony hamelana afaka herinandro vitsivitsy. 😅 Efa tsy andry ery !

Address

Antananarivo
00101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitia Orchidée posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mitia Orchidée:

Share

Category