Ny Mino

Ny Mino Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Mino, Home improvement, Antananarivo.

13/01/2025

Salamo121:7.
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;
Eny, hiaro ny fanahinao Izy.

Psaumes 121:7
L'Éternel te gardera de tout mal, Il gardera ton âme;

Psa 121:7
The LORD will keep you from all harm--he will watch over your life;

09/01/2025

Matthieu 5:13
Vous êtes le sel de la terre. Mais si le sel perd sa saveur, avec quoi la lui rendra-t-on? Il ne sert plus qu'à être jeté dehors, et foulé aux pieds par les hommes.

Matio5:13.
Ianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?
Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona.

Mat 5:13
You are the salt of the earth. But if the salt loses its saltiness, how can it be made salty again? It is no longer good for anything, except to be thrown out and trampled by men.

02/01/2025

Isaia 41:10. Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;
Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.

Esaïe 41:10
Ne crains rien, car je suis avec toi; Ne promène pas des regards inquiets, car je suis ton Dieu; Je te fortifie, je viens à ton secours, Je te soutiens de ma droite triomphante.

Isa 41:10
So do not fear, for I am with you; do not be dismayed, for I am your God. I will strengthen you and help you; I will uphold you with my righteous right hand.

01/01/2025

Nomery, 6:24.
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;

Nombres 6:24
Que l'Éternel te bénisse, et qu'il te garde!

Num 6:24
The LORD bless you and keep you

30/12/2024

SALAMO 91
Ny fahatokian'ny olo-marina an'Andriamanitra, na dia manakaiky azy aza ny manjo ny sasany

1. Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha. 2. Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro,
Izay hitokiako. 3. Fa Izy no hanafaka anao amin'ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza. 4. Ny volon'elany no anaronany anao,
Ary ao ambanin'ny elany no hialofanao;
Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany. 5. Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao,
Na ny zana-tsipïka manidina nony andro, 6. Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina,
Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana. 7. Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao,
Dia tsy hihatra aminao izany 8. Hijery maso fotsiny ianao,
Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy. 9. Satria hoy ianao:
Jehovah o,
Ianao no aroko,
Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra, 10. Dia tsy hisy loza hanjo anao,
Na aretina hanakaiky ny lainao. 11. Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao. 12. Eny an-tanany no hitondran'ireo anao,
Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao. 13. Ny liona masiaka sy ny vipera hodiavinao;
Ny liona tanora sy ny menarana no hohitsahinao. 14. Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany,
Dia hamonjy azy Aho,
Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy 15. Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho;
Ho eo aminy Aho, raha ory izy;
Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho. 16. Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.

25/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fidèle Rakotoarivelo, Heriver Nyaina Hrv, Garg Niaina, Raphaèllah Andrianivahoaka, Andria Olivier, Mamy Rabemanatsoa, Marie Eliane Ravaoarilala, Ronel Braps, Nathan Aime, Aroniainah Anjara Fitia, Tojosoa Sayda Rän, Jesse Royal, Tolotrin'iavo Lafatra, Rãh Ërñêstô, Natty Heriniaina, Bandy Tamaga Tsarajoro, Tahinà RH, Fanomezantsoa Chouraim, Mianta Kely Randriamanalina, Marie Nadia, Haingo Rst, Hery Niaina, Hosea Rakotomanga, Mi-chaël Ofisialy, Kay'jah Augusto, Tïa Vina Ræz, Aïrone Roahkim, Wa Dos, Andriamilanto Ranadison, Miavaka Perfecte

22/12/2024

Isaia1:17.
Mianara hanao ny tsara,
Diniho izay rariny, anaro ny mpampahory,
Omeo rariny ny kamboty, tsarao ny adin'ny mpitondratena

Esaïe 1:17
Apprenez à faire le bien, recherchez la justice, Protégez l'opprimé; Faites droit à l'orphelin, Défendez la v***e.

Isa 1:17
learn to do right! Seek justice, encourage the oppressed. Defend the cause of the fatherless, plead the case of the widow

21/12/2024

Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany

Romains 1:16
Car je n'ai point honte de l'Évangile: c'est une puissance de Dieu pour le salut de quiconque croit,

Rom 1:16
I am not ashamed of the gospel, because it is the power of God for the salvation of everyone who believes

17/12/2024

Misaora an'Tompo na dia ts fatatrao ary ny antony 🙂😅 dia hoitanao ny vokany

17/12/2024

Misaotra betsaka Tompo oh❤️🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Mino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share