30/05/2026
✨ — SERVICE TRAITEUR PROFESSIONNEL ✨
Mitady prestation traiteur azo antoka sy mifanaraka amin’ny budget-nao ? 🍽️🎉
Izahay eto dia manolotra tolotra maro ho an’ny évènement rehetra : mariage, anniversaire, baptême, réunion, soirée privée, évènement entreprise sy maro hafa.
👉 Ahitana :
🍛 Menu servi
🍽️ Self service
🥗 Buffet varié
👨🍳 Afaka mahandro sakafo fotsiny ihany koa izahay, miantsena ny ingrédients rehetra fotsiny sisa Dia izahay mahandro
💼 Raha misafidy prestation complète kosa ianao dia :
✅ Izahay no miantoka ny couverts complets
✅ Service en salle professionnel
✅ Présentoir élégants
✅ Organisation madio sy voakarakara tsara
😋 Sakafo matsiro, madio ary tena mahavoky
👨👩👧👦 Mandray commande na olona vitsy aza
💰 Afaka mifanaraka tsara amin’ny budget-n’ny client
📍 Afaka manatona eny amin’ny toerana rehetra izahay.
📅 Mamandrika dieny izao !
📩 MP avy hatrany
📞 034 63 507 89
✨ — Kalitao, fahafaham-po ary tsiro tena izy ho an’ny lanonanao rehetra.