28/02/2026
Miharaba antsika👋 !!! Indro azavaina tsotsotra amin'ny isika rehetra ny mombamomban'ny lakle ana fiara. Mizara 4 izy io amin'ny akampobehany fa tsy votery anefa.
1- PCB io no manome an'ilay fréquence eken'ny fiara mba afahana manokatra an'ilay fiara à distance🚙
2- TRANSPONDEUR na ko oe puce hozy isika izay. Ny asany : tsy velona ny fiara raha tsy misy anio programmé ho an'ilay fiara. Napetraka izy io mba ho an'ny securité, mba tsy hisy ny fangalarana fiara. Tsy votery misy anio anefa ny fiara rehetra fa selon an'ny constructeur.🚙
3- SHELL na koa oe coque efa mazava ngamba iny.🚙
4-LAME, io indray anokafana manuellement ny fiara sy amelomana.🚙
Izay ary no afaka nozaraina kely teto, fa nefa kosa mbola misy karazany nefa fa tsy io ihany toy ny keyless go dia misy ihany koa ny mitambatra ny pcb sy transpondeur, Renault matetika dia izay foana.
PS: Rehefa manao copie misy manontany foana mantsy dia ilay fiara no programmena anaiky an'ilay lakle(transpondeur sy PCB) izay no mahatonga an'ny fiara mila entina foana.🙂
Farany😄!! Ny reflexe voalohany rehefa tsy mande ny CàD dia tsara soloina alo ny pile. Mankasitra👋