Soa Kaly

Soa Kaly La cuisine est dans notre cœur.

Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋💗 Iza avy ny namako tia misotro café ato ?Inona ny café fisotr...
20/01/2026

Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋💗

Iza avy ny namako tia misotro café ato ?

Inona ny café fisotro nareo isa-maraina?

PS: café tsy resy no café mahazatra anay fa indray² tena tsy misy mintsy eny an-tsena

‎Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋 💗. Androany ny tenako dia hizara amintsika ny voka-tsoa azo ...
19/01/2026

‎Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋 💗. Androany ny tenako dia hizara amintsika ny voka-tsoa azo avy @ fihinana akondro.Aza adino ny manisy commentaire sy mizara @ hafa.Ka araho finaritra .

‎🍌Ho an’ny saina sy toe-po
‎Manankarena vitamine B6 → manampy ny famokarana serotonine sy dopamine
‎Mampihena stress sy tebiteby, manampy ho tony sy milamina
‎Manome angovo haingana noho ny glucose voajanahary

‎🍌 Ho an’ny fahasalaman’ny fo sy tosidra
‎Manankarena potassium → manampy mifehy ny tosidra
‎Manampy fahasalaman’ny fo sy manakana fivontosana
‎Ambany sodium, tsara ho an’ny fo

‎🍌Ho an’ny fandevonan-kanina
‎Fibre soluble sy insoluble → manampy misoroka fitohanana
‎Manampy ny flore intestinale hiasa tsara
‎Mety tsara ho an’ny digestion mora

‎🍌Ho an’ny vatana sy angovo
‎Glucose voajanahary → angovo haingana sy maharitra
‎Carbohydrate voajanahary → tsara ho an’ny fanatanjahan-tena
‎Proteinina kely → manampy amin’ny fanarenana ny hozatra

‎🍌 Ho an’ny hoditra sy fanasitranana
‎Vitamine C → manampy famokarana collagène
‎Fibre + vitamine
‎Anti-oxidants → manampy misoroka fahanterana aloha loatra

‎🍌 Fanampiny mahasoa
‎Mora sotroina sy raisina na aiza na aiza
‎Ambany sodium sy cholestérol
‎Mety tsara ho an’ny fitsaboana fohy ny fihetseham-po na hypoglycémie

‎💡 Toro-hevitra:
‎Mihinàna akondro voajanahary, tsy voaharo amin’ny siramamy
‎Azo atao sakafo maraina na goûter ampiarahana miaraka amin’ny yaourt na céréales
‎Ampidiro amin’ny smoothie miaraka amin’ny voankazo hafa.

‎Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰.

‎Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋💗.Androany ny tenako dia hizara @ ntsika ny  voka-tsoa azo av...
17/01/2026

‎Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 👋💗.Androany ny tenako dia hizara @ ntsika ny voka-tsoa azo avy amin’ny fihinana mananasy.Ka araho finaritra ary ary aza adino ny manisy commentaire sy mizara @ hafa 🥰

‎🍍Manampy digestion
‎Ny ananas dia misy bromélaïne, enzyme manampy mandrava protéine ka mampandeha tsara ny fandevonan-kanina.

‎🍍Manadio vatana
‎Manampy amin’ny fanesorana poizina ao amin’ny vatana izy, ka mahasoa rehefa mihinana sakafo mavesatra.

‎🍍Manatsara ny hoditra
‎Misy vitamine C betsaka ny ananas, manampy amin’ny famokarana collagène, mampamirapiratra hoditra.

‎🍍 Manamafy hery fiarovana
‎Ny vitamine C sy antioxydants ao aminy dia manampy miaro amin’ny aretina.

‎🍍Manampy amin’ny fihenan-danja
‎Kely kaloria izy, be rano sy fibre, ka manampy mahavoky nefa tsy mampitombo lanja.

‎🍍Manala fivontosana sy havizanana
‎Ny bromélaïne dia manampy mampihena inflammation sy fanaintainana.

‎💡Torohevitra Soakaly
‎Tsara kokoa ny mihinana mananasy voajanahary fa tsy voaharo siramamy, ary tsy atao be loatra raha marary vavony.
‎Sakafo tsotra, fa tombontsoa maro.

‎Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰

‎Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy Soakaly 👋💗.@ ity 2026 ity ny tenako dia hiezaka hizara recette sakafo ...
16/01/2026

‎Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy Soakaly 👋💗.@ ity 2026 ity ny tenako dia hiezaka hizara recette sakafo ara-pahasalamana 🥰.Ity izao misy soso-kevitra .

‎Ny laokanay anio izao:
‎trondro maina:2500 Ar
‎500g ovy :700Ar
‎Voatabia:200Ar
‎Anamalaho:200Ar
‎Angivy :200Ar

‎Lasary concombre
‎Cocombre :1000Ar
‎Voatabia:500Ar
‎Tongolo :200Ar
‎Kotomila:200Ar
‎01citron:200Ar
‎Afaka asiana moutarde kely ilay vinaigrette

‎Dessert
‎Poire:1000 Ar ny iray toko aty aminay

‎Soakaly dia mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰

15/01/2026

Bonjour daholo 👋💗.Inona ny tsara hatao laoka androany androany ry zareo ? Misaotra mialoha

Tratry ny krismasy ny mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 🥰🎄💗.Ary manaova fety sambatra 😇💗
25/12/2025

Tratry ny krismasy ny mpanaraka ny pejy Soakaly rehetra 🥰🎄💗.Ary manaova fety sambatra 😇💗

Akory iaby eeeh👋💗! Iza avy ilay tia sôsety ohatra anah ato ?Ohatrany ahoana ny hitiavanareo mahandro azy 🥰?
18/12/2025

Akory iaby eeeh👋💗! Iza avy ilay tia sôsety ohatra anah ato ?Ohatrany ahoana ny hitiavanareo mahandro azy 🥰?

17/12/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Aina Ny Aina, Na Hary, Tiana Ravelo, Kia-Sa Razafimamonjy, Laingo Ny Aina, Maman'i Odon, Henintsoa Hambinintsoa, Mihaingo Tantely, Anja Harry, Hanitra Hobisoa Rakotonimanga, Sahaza Ramarosetra, Zinie Rakotomamonjy, Kezia Nomena, Rina Herilanto, Toavin'Ny Aiko Razakarisoa, Tatamo Tiniavo, Ravaka Nantenaina, Nirina Josee, Joanitiana Ratsaramanana, Fafah Rajs, Yanna Tah, Faranirina Nadie, Rosalinda Lalandy, Cynthia Aminnah, Julie Dally Ma Pisu, Laza Robson, Hoby Lalaina, Mioty'soa Malaika, Sandy Harizaka, Rindra Stellah, Mamy Harents'you

Address

Antananarivo

Telephone

+261344916941

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share