Tsiky-ART

Tsiky-ART Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsiky-ART, Home improvement, Antananarivo.

Tanterao dieny izao ny nofinofinao !!
19/06/2023

Tanterao dieny izao ny nofinofinao !!

Aza adino fa mivarotra mini logiciel (excel avance) resaka calcul feraillage, eurocod, stabilité talus, etc izahay. Afak...
07/05/2023

Aza adino fa mivarotra mini logiciel (excel avance) resaka calcul feraillage, eurocod, stabilité talus, etc izahay. Afaka mandefa hafatra miafina raha misy tadiavinao akoatranireo sy ny fomba hampiasaina azy.

Miarahaba atsika mpanataka ny pejy !! Mba mizara zavatr mafinaritra ao anatinizao fotoanany orana izao, tsy ny trano iha...
12/03/2023

Miarahaba atsika mpanataka ny pejy !! Mba mizara zavatr mafinaritra ao anatinizao fotoanany orana izao, tsy ny trano ihany no ataonay fa manao amenagement ihany koa ! Aza misalasala raha manana projet ianao manoratra anaty hafatra miafina !

Fotoana week end oatranizao no tena tsy hafohizako mivoka ny trano hikarakarako ny tokatranoko, indrindra ny ao an-dakoz...
06/08/2022

Fotoana week end oatranizao no tena tsy hafohizako mivoka ny trano hikarakarako ny tokatranoko, indrindra ny ao an-dakozia 😎😎😎.
Aza adino fa afaka manatanteraka ny nofinofinao izahay na an-taratasy ny sur terain.
Mirary erinandro mafinaritra o

Amenagement simple, 👌
27/07/2022

Amenagement simple, 👌

Aza atao sakana tsy hananganana ny habehan'ny taninao, jereo fa na dia kely ary eto ny tany hanorenana dia manana endrik...
26/05/2022

Aza atao sakana tsy hananganana ny habehan'ny taninao, jereo fa na dia kely ary eto ny tany hanorenana dia manana endrika miavaka sy amenagement milamina ilay trano,

Salama isika mpanaraka ny pejy, fizarana vokatra vaovao ho antsika, trano somary tsotra kanefa hatao izay manpiavaka azy...
16/05/2022

Salama isika mpanaraka ny pejy, fizarana vokatra vaovao ho antsika, trano somary tsotra kanefa hatao izay manpiavaka azy. Raha manana projet ianao dia aza misalasala miresaka ao amin'ny hafatra miafina

Salama e, mitombo ny taona dia mitombo koa ny traikefa, aza adino fa misehatra amin'ny resaka rano fisotro madio koa iza...
20/02/2022

Salama e, mitombo ny taona dia mitombo koa ny traikefa, aza adino fa misehatra amin'ny resaka rano fisotro madio koa izahay.

Ny atao oe gaboné manarapenitra, ho antsika olon-tsotra na fikambanana te hanana gaboné mitovy @ sary dia aza misalasala...
21/10/2021

Ny atao oe gaboné manarapenitra, ho antsika olon-tsotra na fikambanana te hanana gaboné mitovy @ sary dia aza misalasala miresaka aminay. Ilay bakoly dia natao ho fisasan'ny vehivavy.

Salama e, asa nataonay avant sy apres, aza misalasala miresaka fa vitanay tohizao ny tanananao.
27/02/2021

Salama e, asa nataonay avant sy apres, aza misalasala miresaka fa vitanay tohizao ny tanananao.

Salama e, fizarana ho antsika mpanaraka ny pejy, ny Salle d'eau sy ny wc indray no zaraina ho antsika, fafinaretan'ny ma...
18/09/2020

Salama e, fizarana ho antsika mpanaraka ny pejy, ny Salle d'eau sy ny wc indray no zaraina ho antsika, fafinaretan'ny maso ny fahaizana manpiady ny carreaux ampiasaina sy ny loko mifanaraka aminy ary ireo fitaovana hanangoana azy, asa tananay daholo ireo ka aza misalasala mandefa "message" na miantso avy hatrany raha hanavao na vao hanangana ianao

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345396597

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiky-ART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsiky-ART:

Share