Mada Peint

Mada Peint Pulvériser votre imagination
Transformez vos idées en réalité

💡Aza manahy… IZAHAY no vahaolana ho anao !Na voafetra aza ny teti-bolanao , dia mbola afaka mahazo :   ✔️ Finition madio...
30/11/2025

💡Aza manahy… IZAHAY no vahaolana ho anao !

Na voafetra aza ny teti-bolanao , dia mbola afaka mahazo :
✔️ Finition madio
✔️ Loko mirindra
✔️ Rendu moderne
✔️ Asa matihanina sy kalitao

Sady manao devis malaky izahay, no mahita fomba sy vahaolana hahafahanao manamboatra ny trano TSY MANDANY VOLA BE nefa mbola manana endrika professionnel hatrany .

Aza asarotina ny travaux anao fa ataovy miaraka aminy ekipanay 👷‍♂️dia izahay no mikarakara azy rehetra.

📲Mifandraisa mivantana raha mila tarifs sy fanazavana bebe kokoa

🔨🎨 ASTUCE :Ataovy malalaka kokoa ny efitranonao !Fantatrao ve fa misy loko afaka mampiseho hoe lehibe kokoa ny efitrano ...
30/11/2025

🔨🎨 ASTUCE :Ataovy malalaka kokoa ny efitranonao !

Fantatrao ve fa misy loko afaka mampiseho hoe lehibe kokoa ny efitrano ?
Raha tianao ho malalaka kokoa ilay toerana dia fidio tsara ny loko izay ho ataonao :

✨ Blanc“cassé”
✨ Beige clair
✨ Gris “perle”
✨ Pastel doux

Mba hampalalaka kokoa ilay efitra :
➡️ Lokoy fotsy ny « plafond »
➡️ Loko mazava iray ihany atao amin’ny rindrina rehetra
➡️ Misafidiana jiro mazava sy miparitaka tsara

Vokany :
✔️ Efitrano mamirapiratra
✔️ Toerana malalaka kokoa
✔️ Endrika madio sy moderne avy hatrany

💡 Astuce matihanina tsotra nefa mahavita be.

📞 Antsoy izahay raha travaux peinture ,rénovation& déco : +261 38 07 305 18

💡SECRETS 10 HISAFIDIANANAO TSARA NY PEINTURE ANAO.1️⃣ Andramo amin’ny hazavana ilay loko. – ny loko dia mety hiova araka...
28/11/2025

💡SECRETS 10 HISAFIDIANANAO TSARA NY PEINTURE ANAO.

1️⃣ Andramo amin’ny hazavana ilay loko.
– ny loko dia mety hiova arakaraka ny ora (maraina, atoandro, hariva).

2️⃣Testeo kely eo amin’ny rindrina aloha
– mba hahitana tsara ny tena loko.

3️⃣ Loko mazava = efitra lehibe sy mamiratra
– fotsy, beige, gris clair.

4️⃣ Loko maizina = classy sy moderne
– bleu marine, vert foncé, gris anthracite.
Apetraho amin’ny rindrina iray fotsiny.

5️⃣ Aza misafidy loko be loatra
– mety hahasosotra ny maso, tsy maharitra tsara.

6️⃣ Mba hifanaraka amin’ny fanaka sy ny décor
– jereo ny sol, canapé, rideaux.

7️⃣ Tons neutres = style luxe – beige sable, gris taupe, crème. Style “hôtel 5 étoiles”.

8️⃣ Tons froids = style moderne
– bleu glacier, gris froid, vert eucalyptus.

9️⃣ Tons chauds = style chaleureux
– terracotta, crème café, chocolat clair.

🔟Misafidiana loko azo sasana sy maharitra
– indrindra amin’ny salon, efitra sy cuisine.
Kalitao = fitsitsiana maharitra.

dia entreprise de Peinture Extérieur et Intérieur
Manampy anao hahita ny loko mety aminao ,asa madio sy haingana.

⬇️Raha mila fanazavana na devis maimaim-poana WhatsApp : 📲+261 38 07 305 18

🇲🇬Mada Peint – Peinture intérieur et extérieur Ovao ny rindrinao amin’ny asa madio, haingana ary matihanina.Asa atolotra...
28/11/2025

🇲🇬Mada Peint – Peinture intérieur et extérieur
Ovao ny rindrinao amin’ny asa madio, haingana ary matihanina.

Asa atolotra : hosodoko, enduit, plâtre, modélisation 3D, machine Airless.

📩 Devis maimaim-poana – Eto Antananarivo sy manodidina
📞 WhatsApp : +261 38 57 567 70
🌐 Site web : ramahefarivony-michael.jimeosite.com

——

🇫🇷Mada Peint – Peinture intérieure & extérieure
Transformez vos murs avec un travail propre, rapide et soigné.

Services : peinture, enduit, plâtre, modélisation 3D, machine Airless.

📩 Devis gratuit – Disponible Antananarivo & environs
📞 WhatsApp : +261 38 57 567 70
🌐 Site web : ramahefarivony-michael.jimeosite.com

✨ Mada Peint – Expertise & Qualité ✨Nous vous proposons un service complet pour votre intérieur et extérieur :🏠 Modélisa...
26/11/2025

✨ Mada Peint – Expertise & Qualité ✨
Nous vous proposons un service complet pour votre intérieur et extérieur :

🏠 Modélisation 3D – visualisez votre projet avant de commencer
🖌️ Préparation des surfaces à travailler
🎨 Choix des couleurs des façades
🏢 Peinture extérieur avec machine airless
🛠️ Pose placo / plâtre
🏡 Enduit intérieur
🎨 Peinture intérieur
📦 Fournisseur des matériaux

💡 Devis gratuit : envoyez une photo de votre mur ou façade + dimensions
✅ Travail soigné, rapide, matériel pro

Mitady ekipa matihanina handoko maison, salon, chambre na bureau ve ianao ?Afaka izahay amin’ity  herinandro ity manao :...
19/11/2025

Mitady ekipa matihanina handoko maison, salon, chambre na bureau ve ianao ?
Afaka izahay amin’ity herinandro ity manao :
✔ peinture intérieur
✔ enduit
✔ placoplatre
✔ asa madio sy haingana

Nous transformons vos murs avec machine spéciale à eau + enduit + finition propre.

📩 Alefaso eto ny hafatra raha mila devis maimaim-poana.
🎨 Mada Peint — Professionnels à votre service.

💡 Besoin d’un intérieur parfaitement peint et soigné ?🏠 Nous utilisons des machines de peinture à l’eau pour un rendu ra...
25/05/2024

💡 Besoin d’un intérieur parfaitement peint et soigné ?
🏠 Nous utilisons des machines de peinture à l’eau pour un rendu rapide et impeccable.

✅ Spécialiste enduit & placoplatre.
📩 Contactez-nous dès maintenant pour un devis gratuit !


Address

Tana 102
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Peint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada Peint:

Share