TAOVY Construction btp

TAOVY Construction btp Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TAOVY Construction btp, Home improvement, sabotsy namehana, Antananarivo.

Fantatrao ve🛠️⚙️ny 100% n'ireo tsena vaky dia volet roulant rehefa tsy fitaratraSafidio foana ny varavaramby matevina sy...
26/09/2025

Fantatrao ve🛠️⚙️
ny 100% n'ireo tsena vaky dia volet roulant rehefa tsy fitaratra
Safidio foana ny varavaramby matevina sy matanjaka⚙️🛠️
aza miala amin'ny fahiny mahazatra e

🎇Salama daholo ny manaraka ny pejy👉Hainao ve ny mampiavaka ny tsy manana traikefa(amateur) sy matihanina(professionnel)🎯...
10/02/2025

🎇Salama daholo ny manaraka ny pejy
👉Hainao ve ny mampiavaka ny tsy manana traikefa(amateur) sy matihanina(professionnel)
🎯1- Ny traikefa(expérience) dia mampiavaka be,raha misedra olana dia EFA hay sy voafehy izany ho an'ny EFA zatra,tsy misy intsony ny tahotra sy tsapatsapa,fahombiazana no valiny
🎯2- Ny fahazarana(routine) dia ahafahana mifehy ny kalitao,ny hafai ganana,tsy fitavozavozana,vokatra tsara
🎯3-Ny fahafehezana(expert) ilazana ireo EFA matihanina ampolo taonany maro,misy taratra azo itsarana amin'ny asa maro EFA vita
🎯4- Ny fitaovana : mitovy foana ny lany na mahay na tsy mahay no manao ny asa,tsy manimba ny mahay fa fatiantoka ho an'ny tompony kosa raha miditra na tafiditra amin'ireo mianadraharaha
Sandany sy vidiny:tsy voatery ho lafo ny tsara ,sarotra anefa ny mampiaraka ny TSARA MORA HAINGANA
Mahaiza foana àry isika misafidy ny matotra sy matihanina ô
Indro ary misy asa vao vita tena tsotra nefa mampiaraka ny lenta rehetra ilaina ao anatin'ny taotrano
Mankasitraka antsika rehetra

💪👊
30/10/2024

💪👊

29/10/2024

Réalisation récente à Betsizaraina
Rampe d'escalier et main courante murale
Mariage bois et fer

Confection en série de pièges à rats 🐀🐁en un temps record! Confiez nous vos duplications,confection en grand nombreLaiss...
22/07/2024

Confection en série de pièges à rats 🐀🐁en un temps record! Confiez nous vos duplications,confection en grand nombre
Laissez nous un message pour plus d'infos ou contactez directement au 0331155675/0341155675
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 VITA MALAGASY🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Salama daholo ny mpanaraka sy mahita ny pejy!🔴Ho avy ny fetim-pirenena ka hikarakara sakafo isika ,tsikononkonona sy  hi...
06/06/2024

Salama daholo ny mpanaraka sy mahita ny pejy!
🔴Ho avy ny fetim-pirenena ka hikarakara sakafo isika ,tsikononkonona sy hitonotono, grillades 🦞🦐🐙🍤
🔴Mbola mamokatra fatana ho anao foana izahay fa sur commande mialoha hatrany mba tsy hifanesika be rehefa tena akaiky ny fotoana
🔴Ny mampiavaka ny antsika dia ny fampiasana fitaovana vaovao hatrany, mateza ary indrindra indrindra ny antoka ny fahadiovana sy fahasalamana satria sakafo no resaka eto
Indreto ary ny modèle ntsika
Miandry ny commande nao ary ô🥰🥰🥰
Misy service de livraison hatrany
0331155675-0341155675

Cerceau pour camion,bâché, lattes en bois(hazoala),sur mesureContact 0331155675/0341155675
28/03/2024

Cerceau pour camion,bâché, lattes en bois(hazoala),sur mesure
Contact 0331155675/0341155675

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Telephone

+261331155675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAOVY Construction btp posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TAOVY Construction btp:

Share