Trano 3D

Trano 3D Construisez un foyer où chaque espace est conçu pour des souvenirs précieux.

🏡 Trano kely. Tantara lehibe.Luxe tsy voatery ho izay ngeza.Indraindray dia ilay mody ao an-tranon’ny tena am-pilaminana...
11/06/2026

🏡 Trano kely. Tantara lehibe.

Luxe tsy voatery ho izay ngeza.

Indraindray dia ilay mody ao an-tranon’ny tena am-pilaminana fotsiny.

❤️ Iza mino fa mbola hanana ny tranony manokana ?

🏡💰 100.000.000Ar no ananako : ohatran’ny ahoana no trano vitan’izany ?👉 Inona marina no azo atao amin’io tetibola io ?👉 ...
11/06/2026

🏡💰 100.000.000Ar no ananako : ohatran’ny ahoana no trano vitan’izany ?
👉 Inona marina no azo atao amin’io tetibola io ?👉 Hatraiza ny asa vita ?👉 Inona avy ireo zavatra tokony hojerena alohan’ny hanombohana ?

Amin’ity Trano Time ity dia hiresaka mivantana momba izany isika :
📅 Zoma 12 Jona
🕣 08 ora 30 alina

💬Otrinona no eo am-pelatananao? Te hanontany zavatra aminay ianao? Apetraho eo @ commentaire 👇🏽

🔔 Aza adino ny manasa namana iray izay mikasa hanorina trano ato ho ato !

09/06/2026

🏡 ET SI VOTRE FUTURE ADRESSE ÉTAIT ICI ?
Imaginez...

Vous vivez dans un quartier calme et résidentiel.
Les enfants rejoignent leur école en quelques minutes.
L’aéroport d'Ivato, Talatamaty, Alarobia et Ankorondrano restent facilement accessibles.

Bienvenue à VALORIA, une résidence privée exclusive développée par TRANO 3D.
✨ 4 villas disponibles
✨ Jardin privatif
✨ Parking privé
✨ Architecture moderne et élégante
✨ 4 chambres pour toute la famille
✨ Paiement échelonné pendant la réalisation

Parce qu'une maison n'est pas seulement un bâtiment.
C'est l'endroit où votre famille grandit.
C'est votre tranquillité.
C'est votre avenir.

⚠️ Seules 4 familles auront l'opportunité de rejoindre la résidence VALORIA.

📩 Contactez-nous dès maintenant en message privé ou sur WhatsApp pour recevoir toutes les informations et réserver votre villa.

📞 +261 38 61 002 22

05/06/2026

Fikafika 12 fananganana trano tsy mandany loatra nefa tsara.
www.trano3d.com

🏠Indray andro tsy ho “ilay tany” intsony fotsiny io,Fa ho lasa “ao amintsika”,hoy i Mr. Andry t@ Mme Malala vadiny 🥰Iden...
04/06/2026

🏠Indray andro tsy ho “ilay tany” intsony fotsiny io,
Fa ho lasa “ao amintsika”,
hoy i Mr. Andry t@ Mme Malala vadiny 🥰

Identifier-o eto ilay olona tianao hitenenana ohatran’io.

Ho an’ny projets-nao :
📞 WhatsApp : +261 38 61 002 22
🌐 www.trano3d.com
✉️ [email protected]

Dia aza adino ny RDVntsika ao @ commentaire 👇🏽

03/06/2026

Lignes épurées. Grandes ouvertures. Matières nobles.
Une villa où chaque détail a été pensé pour le quotidien… et pour le plaisir des yeux. ✨

📞 +261 38 61 002 22
🌐 www.trano3d.com
📧 [email protected]

Mamanareo koa ve mpanao an’izao ao an-dakozia ? 😅Na koveta, na zinga, na vera… dia tsy maintsy mifanaraka loko daholo 🤣M...
27/05/2026

Mamanareo koa ve mpanao an’izao ao an-dakozia ? 😅
Na koveta, na zinga, na vera… dia tsy maintsy mifanaraka loko daholo 🤣

Mentionner-o eto aloha mamanareo ahita an’ity👇

25/05/2026

Nouvelle offre FLASH ⚡

Une première vision de votre projet, rapidement et simplement.

Inclus :
✅ 3 variantes de 3D extérieur
✅ 1 plan esquisse
✅ 1 modification possible
✅ Validité : 48h après démarrage

Tarif : 600 000 Ar*

Idéal pour voir rapidement ce que votre projet pourrait devenir, avant d’aller plus loin.
+261386100222
www.trano3d.com
www.facebook.com/trano.3d

*durée de validité limitée: passez en MP

Top 10  zavatra tsy maintsy angatahan’ny Malagasy rehefa miresaka aminay ✅1. Ataovy ngeza be ny salon mba handraisana fe...
23/05/2026

Top 10 zavatra tsy maintsy angatahan’ny Malagasy rehefa miresaka aminay ✅

1. Ataovy ngeza be ny salon mba handraisana fetim-pianakaviana sy hanaovana ladina an-tany,
2. Tsy azo atao atsimo na andrefana ny loham-pandriana satria tsy dakana ny masoandro,
3. Ataovy kely ny tohatra mba tsy hibahana loatra, ataovy ilay boribory ireny,
4. Asio lakozia ho an’ny mpanampy sy sakafo mila sarbô any ivelany fa sao lotoiny ny cuisine ouverte-ko,
5. Asio îlot central ny lakozia,
6. Suite parentale + dressing + salle de bain azafady,
7. Asiana armoires encastrées ny chambres-n’ny ankizy,
8. Saika adinoko ilay bassin fanasan-damba,
9. Ataovy modern ny endriny fa tsy mora lany andro,
10. … Soraty eo amin’ny commentaire izay tsy voateninay 😉

Iza no efa noteneninao? Identifier-o eo izay mpiteny iray .
Zarao ity raha nisy nanamarika anao 😊🏠



www.trano3d.com
+261386100222

20/05/2026

Tsy trano fotsiny, fa nofinofy noketrehana ela
Ezaka tsy hita maso… izao izy efa mitsangana.
Ny tokatranon’i Angano mampisaina - Hasina Bandy Mandamina dia porofo fa mety ho tanteraka tokoa ny vinanao rehefa mihetsika ianao.

Architecture : Mamy Haja - Trano 3D
Structure : Cyprien Ravatsy - Trano 3D
Réalisation : Trano Bat

www.trano3d.com
📞 +261386100222

Address

Alarobia Ivandry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 08:00 - 14:00

Telephone

+261349696373

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano 3D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trano 3D:

Share