28/03/2026
Atoronay anareo androany indray ilay antsoina hoe « Règle du 60-30-10 » ! Zava-dehibe izy ity eo amin’ny sehatry ny haingon-trano😄
🎨 60% - Ny mibahan-toerana : Loko fototra (rindrina, velarana lehibe). Izy no mametraka ny « ambiance » ao anatin’ny efitrano.
🎨 30% - Ny manome endrika : Loko faharoa (tany, fanaka, « rideau »). Izy no manome aina ny efitra.
🎨 10% - Ny manaitra : Loko kely miavaka (varavarana, ondana kely, haingon-trano). Izy kosa no « détail » kely manova zavatra !
Jereo anie ity sary ity e ! Eto izao ilay varavarana no tonga dia manintona ny maso voalohany, sa ahoana hoy ianareo ?❤️
Tehirizo ity post ity fa ilainao ity rehefa handoko trano manaraka eo ianao !😉
---------
Le secret d’une déco réussie ? La règle du 60-30-10 ! (vous connaissez ? 😅)
60% - La dominance : Votre couleur principale (murs, grands volumes). Elle pose l’ambiance.
30% - Le caractère : Votre couleur secondaire (mobilier, rideaux, sol). Elle crée le relief.
10% - Le punch : La touche vive (une porte, un coussin, un objet d'art). C'est le détail qui change tout !
Regardez ce visuel : ici, la porte grenat fait toute la différence, n'est-ce pas ? ❤️
📌 Enregistrez ce post pour votre prochain projet peinture !