Tia Miahy

Tia Miahy ♥️Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy♥️

02/05/2024

Alaviro ny vondron'olona tia mifosa,
Tadidio fa rehefa tsy eo ianao dia ianao indray no foto-posany.

Tsikitsikinao maraina, sombiniainaManamaivana ny saina, mitaraina.Bitsibitsikao mangina, eo an-tsofikoHasambaran-terak'a...
30/04/2024

Tsikitsikinao maraina, sombiniaina
Manamaivana ny saina, mitaraina.
Bitsibitsikao mangina, eo an-tsofiko
Hasambaran-terak'aty, tsy foroniko.
Fitahiana mahatretika fanahy
Fahafenoana tsy voavidy ny mahatsiahy
Fa misy anao aho sombiniaina fianteherana
Hilamin-tsaina aho rahatrizay ka fahanterana.

300424

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Miahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category