Miaradia & Co

Miaradia & Co Additifs alimentaires et produits chimiques - matériels agro-alimentaires

Salanitra eh... Misy soa azo zaraina indray e. Efa nampiasa ity Mena-boanjo avy any Anjozorobe ity vé ianaoMenaka   100%...
20/03/2026

Salanitra eh...
Misy soa azo zaraina indray e.
Efa nampiasa ity Mena-boanjo avy any Anjozorobe ity vé ianao
Menaka 100% natoraly = 0 produit chimique
Pressé à froid
Tena tsara reto....
Ndao hanjifa n'y vokatra Malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
1/4 L : 3.500 Ar
1/2 L : 6.000 Ar
1L : 12.000Ar
5L : 60.000Ar
Manao livraison 🚚🚴🚴‍♀️ fa afaka alaina ihany koa
🤳033 61 213 45

28/02/2026

Avec Alain Andriamiandrisoa – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 4 mois d’affilée. 🎉

Appelez vite 034 42 641 68
15/02/2026

Appelez vite 034 42 641 68

Ndao Ary ❤️❤️❤️🙏
20/01/2026

Ndao Ary ❤️❤️❤️🙏

RAK ROOTS - LOATRA (Lyrics)Ankafizo ary aparitaho aussi nos musiques sur notre Site web https://www.lamozika.comPou...

 na Plasmal.Ho antsika mpanao saucisse,  charcuterie isan-karazany. Vente en détail à partir de 125gSur livraison aloha ...
19/01/2026


na Plasmal.
Ho antsika mpanao saucisse, charcuterie isan-karazany.
Vente en détail à partir de 125g
Sur livraison aloha isika an
034 69 213 45

Acide acétique Fanamboarana   blanc  ✓ 4 à 6 % ra ho an'ny sakafo :👉 Vinaigre Blanc 1Kg=1L >>> Acide acétique 80g + Eau ...
29/12/2025

Acide acétique
Fanamboarana blanc
✓ 4 à 6 % ra ho an'ny sakafo :
👉 Vinaigre Blanc 1Kg=1L >>>
Acide acétique 80g + Eau déminéralisée 920g
✓ 8% ra anadiovana sy lafiny hafa

Sur livraison hatrany
En vrac ou en bidon de 50Kg
033 61 213 45
034 69 623 45

Acide ascorbique   Vitamine CVente en vrac à partir de 125g      🛵🛵🛵Sur livraison 📲  033 61 213 45Inona tokoa moa no asa...
25/12/2025

Acide ascorbique Vitamine C
Vente en vrac à partir de 125g
🛵🛵🛵Sur livraison
📲 033 61 213 45
Inona tokoa moa no asan'ny
🍡🥗 👉 Mitazona n'y loko sy ny tsiro ao @ sakafo [ toy n'y oe asina citron le salade de fruits MBA tsy ho mangana ny Akondro sy paoma e 🍌🍎]
🍖🦴 👉 Fanampin-tsakafo tsotr'izao izy : manamafy taolana, miaro ny nify, Hery fiarovana
🍹🍓👉 Fangaro anti-oxydant ho an'ny jus de fruits
💇💆‍♀️👉 Mampaza sy maha-tanora ny oditra ra ampiasana @ vokatra cosmetika 😁

SORBATE DE POTASSIUM Vente par Kg ⚖️⚖️ à partir de 125g🤙🤙 033 61 213 45 Sur livraison hatrany 🛵🛵Ho antsika   🍹Jus de fru...
21/12/2025

SORBATE DE POTASSIUM
Vente par Kg ⚖️⚖️ à partir de 125g
🤙🤙 033 61 213 45

Sur livraison hatrany 🛵🛵

Ho antsika
🍹Jus de fruit,
🥛Yaourt,
🧀 Fromage
🌭 Charcuterie
Miaro n'y vokatra @ bakteria sy leviora, manampy @ fitahirizana sakafo maharitra , mitazona ny tsiro endrika manintona azy.
Manao livraison eto Tana sy ny manodidina
Mandefa any @ faritra 🙏🙏🙏

Metabisulfite de potassium >> Meta K Vente en vrac ⚖️ à partir de 125g 📲 033 61 213 45 🤙 034 69 623 45🚴 🛵. Sur livraison...
21/12/2025

Metabisulfite de potassium
>> Meta K
Vente en vrac ⚖️ à partir de 125g
📲 033 61 213 45
🤙 034 69 623 45
🚴 🛵. Sur livraison
📌 Agent conservateur : mampihena n'y fihanaky ny bactérie sy olatra
📌 Fangaro mitazona n'y kalitaon'ny ho ambony hatrany 🍇🍷
📌 Antioxydant : manampy @ fitahirizana sakafo maharitra 🥫
Kalitao milamina tsara 👌👌👌

Ny bicarbonate d'ammonium dia singa iray lehibe eo @ fandrahoana sakafo, indrindra amin'ny fanaovana m**o na zavatra nen...
13/12/2025

Ny bicarbonate d'ammonium dia singa iray lehibe eo @ fandrahoana sakafo, indrindra amin'ny fanaovana m**o na zavatra nendasina.
Mampiakatra , manome endrika tsara ny m**o, ary manampy amin'ny fanafoanana ny asidra ao amin'ny nanandro. Amety hampiasaina koa izy amin'ny fanasa loto na fanalana tasy.
Sur livraison
Tél 034 69 623 45

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miaradia & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share