26/06/2025
🎉 🇲🇬 𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝟮𝟲 𝗝𝗼𝗻𝗮!
Andro lehibe ho an'ny firenentsika, andro iraisan'ny fo sy fanahy, ankalazana ny fahaleovantenantsika.
Ho ela velona Madagasikara! 🇲🇬
Aoka isika hifaly, hanaja ary hitia ny tanindrazana.
🎊
🇲🇬