Shenzhen Camera Hotspot Wifi 4G Filaire - Entana mora Indrindra

Shenzhen Camera Hotspot Wifi 4G Filaire - Entana mora Indrindra Importation & Vente en Gros & détail
tout types de caméra de surveillance
Entana Mora Indrindra

30/04/2026

Philips camera , mode hotspot.
Mila activé ny localisation sy bluetooth.
Ra mifandiso paramètres de afaka manao réinitialisation anle camera aloha. Potserina 8s ilay bouton reset

24/04/2026

Utilisation camera v360 pro.
Mila activé ny localisation sy bluetooth.
Rehefa manokatra compte ihany no mampiasa donné mobile , vonoina rehefa vita.

21/04/2026

Pack+ Espion 0,8cm 📢Surveillance 24/7📌3cam +1Espion 0.8cm , kely indrindra , forme vis tsy hita mihintsy🤬
Efa misy cable 15m isaky ny camera(4) ✔Aleo hipetraka foana ny fanaraha-maso ialana amin'ny tampoka..🛑Azo atao ivelany,mahazaka orana🚧
-💯Mivarotra onduleur Lithium 12v isika ,(1 ho an'ny DVR ,1ho an'ny camera 4),mahatazona azy 1h rehefa tapaka ny courant.(30 000Ar/1 au lieu de 36 rehefa maka camera)
-💯Raha manana routeur na box Wifi ianao ka misy cable RJ45 dia azo apetaka aminy , ary azo jerena na aiza na aiza amin'ny Telephone .
-💯 Infrarouge automatique (rehefa maizina)
-💯Ny disk dur mbola lany fa miandry arrivage kely
🚧GARANTIE 48H💯 raha misy défaut d'origine dia azo averina na soloina mandritra ny 48Ora (Tsy ao anatiny ny défaut d'utilisation : may noho ny fiakaran'ny courant,mianjera ka vaky, tratran'ny rano ny DVR...)
♨️ Livré avec facture (NIF, STAT)✔️
NB: Efa nomena ao anaty pejy ny video sy detail rehetra momba azy, AZA MANAO COMMANDE raha itanao fa tsy mifanaraka @ ilainao, na mbola tsy vonona na misalasala sao ratsy ny zavatra omenay anao.
Mandefa Province raha vonona ny hanao payement mialoha .
0340744222. Azonao raisina Imerinafovoany Talatamaty .

Importation & Vente en Gros & détail
tout types de caméra de surveillance
Entana Mora Indrindra

17/04/2026
10/04/2026

Création compte Philips

09/03/2026

V360 pro , mode hotspot .
Nb : mila activer-na ny bluetooth sy localisation.

-❌❌camera 4G de tsara be , de ny Wifi na POE ratsy 🚫🚫DISO‼‼🚫-Entina ilazana ny réseau ampiasain'ilay camera izy ireo , r...
18/02/2026

-❌❌camera 4G de tsara be , de ny Wifi na POE ratsy 🚫🚫DISO‼‼🚫
-Entina ilazana ny réseau ampiasain'ilay camera izy ireo , rehefa tina hojerena à distance ny camera de tsy maintsy mila internet , ka eo no misy ireo karazana connexion ampifandraisina aminy .Atomboka amin'ny tsara sy stable indrindra ary,efa iaraha mahita ihany ny opérateur sy ny haratsin'ny tolotra misy fa ezahako omena arak'izay:
1--RJ45 : cable ethernet , avy ao amin'ny routeur , fibre ... ity no haingana , stable, indrindra moa raha tsara réseau ilay routeur ampiasaina, ra tena fibre haut débit na starlink moa dia tena milamina.
2-- Wifi: raha tsara réseau ny box ka ampifandraisina amin'iny ny camera anao dia tsara araky ny réseau an'ilay box , raha 4G stable izy ,dia mahazo video stable tsara ianao à distance.
3--4G ,raha tena tsy manana ilay station wifi na fibre dia afaka mampiasa azy tsara, zany hoe asina puce misy connexion ny camera , de iny no ahafahany misy internet ka azo jerena na iaza na aiza , fa miankina betsaka amin'ny réseau an'ny toerana ,sy ny qualité an'ny réseau camera , fa amin'ny ankapobeany misy latence(miraikitra) kokoa noho izy rehetra.

14/02/2026

Mode Hotspot. Camera v380.
Tsy mila internet/wifi fa ilay camera : mamoaka wifi natao hifandraisana aminy , rehefa manodidina ny 10m misy azy dia afaka mijery mivantana sy ny enregistrements (raha misy carte )

14/02/2026

V380 pro , connexion Wi-Fi

Address

Imerinafovoany Talatamaty
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shenzhen Camera Hotspot Wifi 4G Filaire - Entana mora Indrindra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share