EH.Construction

EH.Construction Entreprise de constructions et d'installation electrique & plomberie Bâtiment & Travaux Publiques

🔧 ITY ILAY NANDRASANA FAMPIOFANANA PLOMBERIE Te hianatra asa tanana iray tena ilaina ve ianao, na dia tsy mbola nanana t...
03/06/2026

🔧 ITY ILAY NANDRASANA FAMPIOFANANA PLOMBERIE

Te hianatra asa tanana iray tena ilaina ve ianao, na dia tsy mbola nanana traikefa aza?

Misorata anarana amin'ny fiofanana Plomberie ho an'ny vao manomboka!

✅ Fampianarana ny fametrahana tambazotran-drano
✅ Fiofanana amin'ny fametrahana sy fanamboarana fitaovana ara-pahasalamana
✅ Fianarana ny famakiana planina
✅ Fampiharana mivantana eny an-kianja
✅ Fanomezana taratasy fanamarinana aorian'ny fiofanana

📅 Daty hanombohana: tsy ho ela 👍
📍 Toerana: Antsahabe apitan'ny score tunnel Ambanidia

⚠️ Voafetra ny toerana, misorata anarana haingana!

Mifandraisa aminay raha mila fanazavana:
📞 034 81 682 99
📞 038 74 235 38

Manomboka izao, dia azonao atao ny manangana fototra matotra amin'ny asa sy ny fahaiza-manao!

🔋 BATTERIE LITHIUM DISPONIBLE CHEZEH Construction⁠�✅ Haute performance✅ Longue durée de vie✅ Charge rapide✅ Idéale pour ...
09/05/2026

🔋 BATTERIE LITHIUM DISPONIBLE CHEZ
EH Construction⁠�
✅ Haute performance
✅ Longue durée de vie
✅ Charge rapide
✅ Idéale pour installation solaire
⚡ Modèles disponibles :
• 12,8V 120Ah
• 12,8V 200Ah
• 25,6V 120Ah
• 51,2V 100Ah
• 51,2V 300Ah
💪 Jusqu’à 6000 cycles
💰 Prix abordable avec qualité professionnelle
📍 Antsahabe, Antananarivo
📞 038 74 235 38 / 034 81 682 99

Garantie 24 a 48 mois Lieu Antsahabe en face score tunnel Ambanidia Contact : 038 74 235 38
04/05/2026

Garantie 24 a 48 mois
Lieu Antsahabe en face score tunnel Ambanidia

Contact : 038 74 235 38

27/04/2026

Aza adino fa mitohy hatrany ny fampihofanana ato amitsika an!

Fihofanana ho matihanina hatrany ☀️🌬️⚡🌪️🌀

Écriture🔋 BATTERIE LITHIUM 51,2V 300Ah – 6000 Cycles 🔋🇲🇬 Efa disponible ao amin’ny EH Construction Antsahabe✅ Vidiny amb...
25/04/2026

Écriture
🔋 BATTERIE LITHIUM 51,2V 300Ah – 6000 Cycles 🔋
🇲🇬 Efa disponible ao amin’ny EH Construction Antsahabe
✅ Vidiny ambany indrindra eny an-tsena
✅ Kalitao avo lenta
✅ Maharitra sy matanjaka
📞 Antsoy izao : 038 74 235 38

🇫🇷 BATTERIE LITHIUM 51,2V 300Ah – 6000 Cycles disponible chez EH Construction Antsahabe
✅ Prix parmi les plus bas du marché
✅ Haute qualité
✅ Durable et performante
📞 Contact : 038 74 235 38

⚡️ FANOFANANA PROFESSIONNELLE ⚡️🔌 Électricité Bâtiment☀️ Énergie Solaire📚 Fiofanana fohy sy mahomby🛠️ Misy pratique sy i...
24/04/2026

⚡️ FANOFANANA PROFESSIONNELLE ⚡️
🔌 Électricité Bâtiment
☀️ Énergie Solaire
📚 Fiofanana fohy sy mahomby
🛠️ Misy pratique sy installation tena izy
💼 Mety ho an’izay te hiasa na hanangana activité
📍Toerana voafetra, aza tara!
📞 Antsoy izahay raha mila fanazavana.
Laharana ifanadiana : 038 74 235 38
Toerana : Antsahabe apitan'ny score tunnel Ambanidia

🔧☀️ FANAMBARANA MANAN-DANJA – FORMATION PROFESSIONNELLE ☀️🔧📌 Ho an'ny mpianatra rehetra efa nahavita fiofanana :Tapitra ...
19/04/2026

🔧☀️ FANAMBARANA MANAN-DANJA – FORMATION PROFESSIONNELLE ☀️🔧

📌 Ho an'ny mpianatra rehetra efa nahavita fiofanana :
Tapitra amin’ity herinandro ity ny stage pratique ka manentana anareo rehetra mba hanatrika ara-potoana ny famaranana, indrindra ireo vague rehetra teo aloha. Aza tara fa zava-dehibe ho an’ny fandrosoanareo izany.

📌 Ho an'ny mpiofana vaovao :
Manomboka izao indray ny fandraisana andiany vaovao ho an’izay te hianatra asa matihanina sy hahazo traikefa mivantana.

📅 Fidirana : Alatsinainy izao
⏳ Koa manasa anao hisoratra anarana dieny izao fa voafetra ny toerana.

⚡ Fiofanana matihanina sy azo ampiharina avy hatrany
⚡ Misy stage pratique
⚡ Fanomanana ho amin’ny asa sy fandraharahana

📞 Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa avy hatrany aminay

Laharana : 038 74 235 38

Toerana :

19/04/2026

Kate Miraine

03/04/2026

🚨 FORMATION PROFESSIONNELLE VAOVAO 🚨

Te hahay asa mahavelona sy tena ilaina ve ianao?
Midira amin’ny formation en ÉLECTRICITÉ BÂTIMENT & ÉNERGIE SOLAIRE!

📍 Toerana: tsy miova Antsahabe apitan'ny score tunnel Ambanidia

🔌 Ny ho ianarana:

- Électricité bâtiment (niveau 1 & 2)
- Installation panneaux solaires
- Dimensionnement système solaire
- Sécurité sy protection électrique

🌬️ VAOVAO LEHIBE:
👉 Efa miampy ÉOLIENNE (énergie du vent) izao ny formation!
Midika izany fa hahay énergie renouvelable feno ianao (solaire + éolienne)

🎯 Tombontsoa:

- Formation pratique 100%
- Mety ho an’ny débutant sy professionnel
- Afaka miasa avy hatrany aorian’ny formation
- ✅ Misy STAGE après formation (fanazaran’asa tena izy)

📞 Contact:
034 81 682 99
038 74 235 38

📩 Mail: [email protected]

⚡ Isan’ny toerana voafetra – Misorata anarana dieny izao!

Salama daholo 🖐️. Manomboka ny alakamisy zao ny stage électricité bâtiment Level 1 sy 2.Tongava misokatra anarana aty am...
15/02/2026

Salama daholo 🖐️. Manomboka ny alakamisy zao ny stage électricité bâtiment Level 1 sy 2.

Tongava misokatra anarana aty amin'ny birao ireo rehetra izay hiatrika ny stage sur terrain.

Toerana eto Antananarivo ihany

Marihina fa tsy misy vola aloha ny fanaovana stage .
Faharetan'ny stage dia erinandro farafahakeliny hoan'ny mpihofana tsirairay.

Mankasitraka.

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261348168299

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EH.Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EH.Construction:

Share