Cuisine du dimanche

Cuisine du dimanche T'as aucune idée pour dimanche? azzy regarde nos vidéos

recette Riz parfumé en salade🤩🔥-Riz parfumé Du Chef Madagascar-Maïs doux-thon en miette-mayonnaise-tomate-oignon-sel poi...
01/06/2021

recette Riz parfumé en salade🤩🔥
-Riz parfumé Du Chef Madagascar
-Maïs doux
-thon en miette
-mayonnaise
-tomate
-oignon
-sel poivre
-fine herbe

préparation:
Andrahona ny Riz parfumé Du Chef Madagascar ary apangatsiahana, aparitaka tsy itambatambatra
afangaro ny Riz parfumé sy ny voatabia, ny thon ny tongolo ary asina sira sy poivre
rehefa aroso vao asina mayonnaise sy maintsomaintso

🔥🔥🔥🔥Riz parfumé en salade🔥🔥🔥
-200 g de riz parfumé
-Maïs doux
-Thon en miette
-Mayonnaise
-Fine herbe

21/03/2021

1 taona sahady izay 🎉🎉

Des Galettes?😍😍 et un yaourt au chocolat😍😍J'aime la galette savez-vous comment?
14/07/2020

Des Galettes?😍😍 et un yaourt au chocolat😍😍
J'aime la galette savez-vous comment?

Mangatsiaka ny andro dia sady mitanin'afo no minana vary amin'ny anana sy boulettes😍😍Iza ko no tia?🙂😊
16/06/2020

Mangatsiaka ny andro dia sady mitanin'afo no minana vary amin'ny anana sy boulettes😍😍

Iza ko no tia?🙂😊

Terre mer 😘😘
15/06/2020

Terre mer 😘😘

❤❤Nuggets poulet sésame,sauce jaune et légumes sauté au croquant de peau de poulet😍😍😍Aza adino ny mi-j'aime ny page 👍👍di...
28/05/2020

❤❤Nuggets poulet sésame,sauce jaune et légumes sauté au croquant de peau de poulet😍😍😍

Aza adino ny mi-j'aime ny page 👍👍dia partageo ho itan'ny namana😘

😍😍😍Porc mariné au vin rouge,tresse de carotte et chutney d'oignon❤❤❤(raha amin'ny tenin'ny anjely dia ito ny anarany: ««...
27/05/2020

😍😍😍Porc mariné au vin rouge,tresse de carotte et chutney d'oignon❤❤❤(raha amin'ny tenin'ny anjely dia ito ny anarany: ««doroskiriririri tsotsodo,daskirikokoko »»)😂😂😂hummm zezika an😂😂

Ingrédients:
-viande de porc 150g
-vin rouge 6cl
-carotte 1 lehibe
-oignons rouge et blanc 5
-vinaigre blanc 5cl
-sucre
-sel
-poivre

Fomba anaovana azy:
-tetehina gros morceau ny viande de porc dia asina sira ,siramamy sy poivre ary vin rouge 3cl
-tetehina manify atrany ambony ka atrany ambany dia alona vinaigre sy sira ary poivre
-tetehina manify ny oignon

Fandrahona:
-endasina ilay hena atao masaka tsara d asorina avy eo
-iny menaka napiasaina iny ihany no anedasana ilay oignon dia asina vinaigre rehefa masaka tsara dia asina siramamy sy sira kely dia poivre
-rehefa ridritra iny dia asina vin rouge 3cl indray d avela kely 2 minitra dia vita

Anjaranao ny manao ny fanaingona azy ambony vilia😊😊dia aza adino ny mametraka j'aime am pejy 👍 dia zarazarao ny nahandrotsika ❤❤

Guacamol revisité😍😍😍Recette manokana satria revisité ilay izy-1 avocat-1 oignon-4 tomates-1/2 bottes de persil-1/2 citro...
29/04/2020

Guacamol revisité😍😍😍
Recette manokana satria revisité ilay izy
-1 avocat
-1 oignon
-4 tomates
-1/2 bottes de persil
-1/2 citrons

Partageo mba ho itan'ny maro dia aza adino ny mamentra aka anle akihibe manga👍

Mba teneno anaty commentaire ny tinao mba avoka manaraka eo😘😘😘

Pizza 🍕🍕du dimanche 😍Mentionné-o zalah BG sy ry Zareo BLG de mada mba ahita ny fanaovana azy fa so dia tsy maay nefa mba...
31/03/2020

Pizza 🍕🍕du dimanche 😍
Mentionné-o zalah BG sy ry Zareo BLG de mada mba ahita ny fanaovana azy fa so dia tsy maay nefa mba tsara ihany😘😘

Aza adino 👍 anle page sy mi-partage azy(zarazarao)

Mentionné o ny namana, fianakaviana, ex ,crush ze mentionnenareo eh mety fona izy zareo mba ahita ny fanamboarana salade...
30/03/2020

Mentionné o ny namana, fianakaviana, ex ,crush ze mentionnenareo eh mety fona izy zareo mba ahita ny fanamboarana salade de pâte
Aza adino ny 👍 anle pejy d zarazarao mba ho hitan'ny hafa

Mentionner o daholo ireo namanareo mbola tsy mahay manao m**o akondro atramzao 😂😂😂De aza adino ny mametraka 👍 ny pejy
29/03/2020

Mentionner o daholo ireo namanareo mbola tsy mahay manao m**o akondro atramzao 😂😂😂
De aza adino ny mametraka 👍 ny pejy

Sandwich mixte (vege carni) fait maison🌮🌯Arao ny sary dia vita ny sandwich😂Aza adino ny mametra j'aime 👍(le manga)  amle...
28/03/2020

Sandwich mixte (vege carni) fait maison🌮🌯
Arao ny sary dia vita ny sandwich😂

Aza adino ny mametra j'aime 👍(le manga) amle pejy d partageo↪↩ mba ho itan'ny namana e😘😘

Address

Antananarivu

Telephone

+261345463650

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cuisine du dimanche posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share